Ny any ivelany horakorahana fa ny eto an-tanindrazana afenimpenina, sao mba tsy rariry e

1. rabaradaka ( 05/06/2014 13:36)
Lasa any France i HVM, avy eo to hoe nasaina ho any Israely koa. Mampanontany tena ihany hoe ny karana mangalatra sy maka an-keriny ny tanin'ny malagasy, ny tanindrazany tsy asian-dresaka, ny mpitondra manondrana an-tsokosoko harem-pirenena, ary mpitondra ao anatin'izao Repoblika faha-Efatra izao, tsisy milaza na tsisy sahy miteny, nefa raha hoe hivoka ny HVM dia kotaba an-gazety be. Ity DG BIANCO vaovao ity aloha dia tsy ho azo antoka e, olon'ny HVM io ary tena gaigy tena gaigy raha hanao afera sy fanodikodinana, izany ve no hoe fitondrana vaovao ?
répondu par bazylou le 10/06/2014 14:13
2. bazylou ( 10/06/2014 14:13)
Biby ango be io.

Beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2179