Minstre donto sy bado mihitsy angamba e

1. rabaradaka ( 31/05/2014 15:14)
Ity Rakotovao ity angamba no ministre donto indrindra fa saika tsy vitany ny nanao ny orgnigramme, iray volana taty aorian'ny nanendrena azy vao vita ny organigramme. Avy eo notondrena indray ity Berthine izay Directeur de la programmation, de l'administration et des finances, o leretsy a, atao inona intsony moa SG raha izany no titre entin'io ramatoa Berthine io ? Sa sakaizan'i Rivo indray io ? Vehivavy ratsy toetra mpaka vadin'olona mantsy izy io. Manahy aho leretsy ha hidoboka ity Ministeran'ingahy Président HVM ity
répondu par Fitokisana le 04/06/2014 10:59
2. endriny ( 03/06/2014 03:20)

rabaradaka:

Ity Rakotovao ity angamba no ministre donto indrindra fa saika tsy vitany ny nanao ny orgnigramme, iray volana taty aorian'ny nanendrena azy vao vita ny organigramme. Avy eo notondrena indray ity Berthine izay Directeur de la programmation, de l'administration et des finances, o leretsy a, atao inona intsony moa SG raha izany no titre entin'io ramatoa Berthine io ? Sa sakaizan'i Rivo indray io ? Vehivavy ratsy toetra mpaka vadin'olona mantsy izy io. Manahy aho leretsy ha hidoboka ity Ministeran'ingahy Président HVM ity

Nga koa nareo efa nangalarin'i Bertine Rabaradaka?
3. rabaradaka ( 04/06/2014 08:19)
rabaradaka ange tsy monina ao Antananarivo fa aty amin'ny dezaka e ! tsy tehahalala izay politikanareo ao amin'ny ville ao, ny fantatro dia izao : fopla io
4. Fitokisana ( 04/06/2014 10:59)
Inona ny idiran'ny vie privee sy politika ry rabaradaka a! Tena misy porofo ve fa mpangalabadin'olona i Bertine sa mba efa nikaoty kosa ianao fa tsy nahazaka?
Satria ve izy mpangalabadin'olona de midika hoe tsy mahay mitondra? Efa nojerenao ve ny Ciriculum Vitae an' i Bertine sa ahoana no ilazanao fa fopla le olona?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2481