VOLO MIHINTSANA

1. sahia ( 23/05/2014 06:58)
Mba inona ry zareo no tokony atao amin'ireny volo mihintsana ireny fa ny an'ilay vadiko woa isa-maraina avy mibango volo dia indroa n'ny tanana no raraka sy raofina aveo amin'ny tany an? volon-doha no resahako eto an!! nefa izy sady tsy bevohoka no tsy mitaiza kely.
répondu par tiris8786 le 07/04/2015 18:58
2. saho ( 23/05/2014 17:53)
hi,
tsy ampy element zinc na Symbol chimique Zn izany olona mihitsina volo izany, maro ireo element chimique mety tsy ampy Amin izany olona izany

ny Zn dia azo Amin sakafo henam biby, sao dia veganiste (Vegetarien plus) loatra izany olona izany, hoe tsy mpihinana henambiby matetika na koa misy Hormone tsy mandeha tsara anaty ao, mety misy stress koa ary misy mineraux tsy ampy koa....

mila manantona pharmacie koa manontany fanafody na manantona doc, fa misy ireny fanafody amboarina vita chimique ireny misy zinc(Zn)
Afaka jerena Google eto Net koa ny recherche momba ny volo mihitsana, hoe inona no antony sy ny azo hitsaboana an izany, teny farantay gambany no hainao, fa ny ahy teny allemand daholo no mahavantana ahy

Avadiho teny farantay ity raha hainao manao translate Amin ny Google
http://www.zentrum-der-gesundheit.de/haarausfall-ursachen.html

mirary fahasitranana
3. endriny ( 26/05/2014 18:25)
Nga tsy nety ilay natoron' i Annih etsy ambany?

Araka ny hevitro dia tokony manantona Dermato ianao. Be dia be mantsy no mahatonga ny volo mihintsana: champignon, bacteria, hormone tsy mifandanja, chemiotherapie, fanafody, allergie, ka tsra jeren ihany indraindray
4. bichette ( 05/06/2014 15:26)
Io koa anie mety misy produit chimique ao anatin'ny champoing tsy zaka e !
5. tiris8786 ( 07/04/2015 18:58)
ny zavatra jerena voalohany dia hoe inona no mety ho antony ? mety mila mandeha dokotera. Produits tsy zaka ve ? hormones ve ? héréditaire ve ? na koa stress be loatra ve ?
sarotra ny mahita vahaolana satria arakaraka ny antony fa ny azonao hatao aloha dia ny misotro rano tsara isan'andro. Miezaka mihinankanina ara-dalàna. Tsy fatorana ny volo indrindra ny alina. bangoina moramora satria efa fragile. ajanona ny shampoo dia soloina savony tsotsotra. asiana massage moramora circulaire ny cuir chevelu miaraka amin'ny huile de ricin. manao cure na lévure de bière.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3682