Fialokalofan'ny jiolahy ny fitondrana

1. rabaradaka ( 16/04/2014 17:28)
Vao voapetraka ny PM dia misarangotra daholo ireo jiolahy politika, ohatra izany Holijaona Rabaonarijaona izany izay DGA an'ny FLAMCO dia nananan'ny karana vola an'arivony tapitrisa, efa nigadra in-droa teny Antanimora ary mbola saika nigadra teo saingy DirCab an'i Alain Ramaroson dia tsy nigadra, diza izao misarangotra amin'i Kolo, io dia fika tsy higadrana ihany. Ao koa ry Yves Aimé, ry Dera, ryzalahy tsy mamely rehetra. Gaga enao mahita azy ireo fa dia tsisy olo-manjary mihtsy ve eto amin'ity firenena ity e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2547