sinema ftsn le IST Ravatomanga

1. milamm ( 10/03/2014 12:44)
namafisny matoambaovao androany

http://www.midi-madagasikara.mg/politique/2014/03/10/mamy-ravatomanga-levee-de-list/

miha ela velona reo tsy maty manota olon ni-spons an'i raforsa v ho voagidraka, efa ela no tsy atokisany vahoaka intsony ny fitsarana ary de voaporofo zany. afera lingot d'or 20 kg mahavoaroirohy ny zanaky ny masoivoho any canada sy ny rahalahiny risara bomba etsy andaniny. Zay mano ratsy ihany no afamaina fa ny manao tsara gadra tsy mandalo fitsarana toy reo gadra politika atr@ 2009 hatraiza ty fandrebirebena vahoaka ty raforsa vao manomboka v de izao sahady?
répondu par rabaradaka le 15/03/2014 12:22
2. ombelline ( 11/03/2014 08:29)
Dia gaga ianao ???
3. milamm ( 11/03/2014 16:07)
ireo vahiny manaraka akaiky ny vaovao eto(bekitana sy rainiboto) aza de efa nanao sikidy fa tsy aharitra 6 volana na 1 taona de ho tratrany kodeta ndray taorinany valimpifidianana iny ary ho sarotra an'i raforsa no ahazo famatsiambola zany IMF sy WB sartia marefo de marefo ny fototra ijoroany ty rep.4 ty zao aza ny P.M mbola tsy fantatra oe iza no itantana ny governemanta nefa andrimpanjakana lehibe toko zany ra fanjakana manaradalana
4. vahiny2004 ( 12/03/2014 10:15)
PM : ka dia izao mazava be fa tsy olom-baovao e, tsy hery vaovao araka ny novazavazaina t@ campagne akory.

Nahoana no tsy sahy nanasazy izay efa nolazaina fa nanao ny tsy mety ary ? Ao raha !

Nahoana no tsy mahasahy manome anarana PM ? Satria ny tarazon'ny natao fahiny mbola mitambezo aminao tsy hahafahana manana indépendance hiteny hoe i Anona na i Anona no ataoko PM

Ho tsarain'ny ataony eny daholo na ho ela na ho haingana e

Mandram-piandry aloha dia entina mitsangatsangana any Paris madama sy ny ankizy , iza mahita tokoa fa sao afaka 6 mois dia rava ny fety
5. vaoaka17 ( 12/03/2014 10:35)
Mbola tarafina tsara iosa ge lo ny ametrahana ny tongotra e,ts tong teo ra tsis mpanohana d ts maints jeren daolo ny tombotsoan reny
6. vahiny2004 ( 12/03/2014 10:46)

vaoaka17:

Mbola tarafina tsara iosa ge lo ny ametrahana ny tongotra e,ts tong teo ra tsis mpanohana d ts maints jeren daolo ny tombotsoan reny


Talohan'ny nirotsahana ho candidat amiko no efa tokony nanana plan
7. andrywui ( 13/03/2014 12:55)
kiana foooona , kiana foooona

aleo lou iasa ny olona vao miwawawawwww eee

mbola tsy nitomboka angady iray akory ny mpiasa tany defa oe loary ny vary sy laoka hohanina !! ppfffff....
8. vahiny2004 ( 13/03/2014 14:43)
andrywui:

kiana foooona , kiana foooona

aleo lou iasa ny olona vao miwawawawwww eee

mbola tsy nitomboka angady iray akory ny mpiasa tany defa oe loary ny vary sy laoka hohanina !! ppfffff....


Ka elabe ilay angady r'ise vao mitomboka kanou, mbola tsy nitomboka ihany hatramin'izao. Sa diso aho ?
9. andrywui ( 13/03/2014 15:28)
......Nefa tokony mbola asaina ny tany , mamafy , manetsa , miava ,mijinja ,mitoto ...vao zay vo mahandro vao mihinambary !!!!
10. rabaradaka ( 15/03/2014 12:22)
io fitondran'i Hery io aloha maharitra 5 taona raha mahay manatona ny FFKM izy fa raha tsy izany dia tsy hateza io. Ilay Ravatomanga ange ka akaman'i Hery ary niara-nanao bois de rose ireo e ! aza mba ambakaina ihany re ry malagasy a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831