Kianin'ireo zanak'Idada i John Elite

1. ronaldo09 ( 04/03/2014 06:17)
Gaga mihitsy aho raha maheno etsy sy eroa fa tsy mety ny ataon'i John Elite satria miaraka amin'ny MAPAR hono , fa ny ataon'ireo depioté-ndRavalo ve tsy hitanireto olona ireto e!!!Nanaratsy sy nilaza fa mangalabato i Hery nefa zao makaty manohana!!Ka inona no helok'i John Elite izay tsy nanaratsy akory ? Mba mieritrereta vao miteny e!! Satria tsy miaraka aminareo izy de haratsina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3225