MIARAHABA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA

1. andrywui ( 17/01/2014 22:41)
TSY VAKY VOLO , NY RESY TSY ANKORAINA , ZAY NANDRESY TSY HOBIANA FA DE NAHAZO FILOHA VAOVAO INDRAY ISIKA IZANY ZAO .IZAY HITONDRA NY FIRENENA DIMY TAONA VAOVAO INDRAY AMIN'ITY REPOBLIKA FAHEFATRA ITY ISIKA
répondu par force02 le 20/01/2014 15:00
2. andrywui ( 18/01/2014 00:12)
Miarakory amze mahatsapa tena fa ory eee

Ary miarapaly amze mifaly !!!
3. moi ( 18/01/2014 09:22)
raha raisina am-pisaorana an'Andriamanitra dia mitondra fitoniana, nefa tokony ho isaorana foana Andriamanitra na inona na inona e, sa tsy izay ry kristiana isany ?
4. force02 ( 20/01/2014 15:00)
Mivavaha ho azy fa tsy fantany izay nataony ary "aza matahotra fa minoa fotsiny ihany" Marc no nilaza an'izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0722