SOURCE IRAY MILAZA FA NANAIKY NY VALIMPIFIDIANANA I JLR ,,FA I ....
1. andrywui
(
09/01/2014 08:40)
Dada any antany lavitra any no misefosefo sy romotra,be mitady bomba apoaka eto amin'ny tanana ,,mampiantso sadeky e mampiantso UI , UA sns .....source vao nivoaka anefa ary voamarina 90% fa nanaiky i Jlr fa zay vokatra mivoaka eo dia ekeny marindrano ,tsy zah no misy problème ozy fa olonkafa ka za no handripaka vahoaka eto ??? Za no atao akalana hikorianan'ny rà latsaka eto ve ozy Jlr fa zay manana olana de samy mamaha ny olany avy ,,
Faharoa otran'ity hevitry dada nifitra ani Mamy Rakotoarivelo ity no nahatonga ani Zanloi nivadika tampoka ty ko ,,ny anilay raikalahy sesitany zavatra ze andatsahandrà be no tanjony ka de .....soa be ny hendry !!
Ny adala ihany sisa no tsy miova fa olona efa lasa daholo !!! Eo ny sasany taraiky amin'ny salaka sy lefona eo ,,,,

répondu par mpisotrtoaka le 23/01/2014 10:20
2. hery
(
09/01/2014 09:47)
Satria matoky izy fa ny fandreseny no havoakan'ny CES dia izay no mahatonga azy miteny hoe izay avoakan'ny CES eo (izany hoe ny fahamarinana) dia ekeny.
Mety misy ny tsy ampoizina (ohatra hoe hamoaka valimpifidianana hafa ny CES fa tsy hijery ny fanafoanana ny vato 300.000 izay hita fa tsy ara-dalàna) dia izay no tsy azo ekena satria tsy fahamarinana.

3. andrywui
(
09/01/2014 10:22)
Ny ra nandriaka otran'ny tao côte d'Ivoire no tsy tian'i Jlr ...zay no nolazainy
4. hadji
(
09/01/2014 11:15)
eh! Andry a mianara manao tolokevitra maontina ianao fa aza be bla bla azafady
andrywui:
Dada any antany lavitra any no misefosefo sy romotra,be mitady bomba apoaka eto amin'ny tanana ,,mampiantso sadeky e mampiantso UI , UA sns .....source vao nivoaka anefa ary voamarina 90% fa nanaiky i Jlr fa zay vokatra mivoaka eo dia ekeny marindrano ,tsy zah no misy problème ozy fa olonkafa ka za no handripaka vahoaka eto ??? Za no atao akalana hikorianan'ny rà latsaka eto ve ozy Jlr fa zay manana olana de samy mamaha ny olany avy ,,
Faharoa otran'ity hevitry dada nifitra ani Mamy Rakotoarivelo ity no nahatonga ani Zanloi nivadika tampoka ty ko ,,ny anilay raikalahy sesitany zavatra ze andatsahandrà be no tanjony ka de .....soa be ny hendry !!
Ny adala ihany sisa no tsy miova fa olona efa lasa daholo !!! Eo ny sasany taraiky amin'ny salaka sy lefona eo ,,,,
5. andrywui
(
09/01/2014 11:25)
Maontina io tolokevitro io hadji à ,,, inona ary no tsy mety amnio ??milaza ny zavamisy marna ah fa tsy zakanao le izy de m'insulter ah foana enao à ,,azafady ...mavesatra,be fa mi se moquer ah foana enao à
Zay no tenin'i JLR zay !! Tsy tia ra latsaka intsony izy ,en.plus tonga saina izy oe noho iza mou no hidirako cafouillage lalina be otrzao ?? Tonga saina izy oe hanimba ny carrière ko ity afera ty ,,,tena source marina io alefako io fa mety tsy azon'i hery Eugène kou le resaka ,,,tsisy condition oa no hanaiken'i JLR izay valimpifidianana avoaka eo !!!

6. hadji
(
09/01/2014 12:16)
ka ialahy mora miakatr afo io anie no tokony hahitsikely e
Fa hono hoy aho raha i JLR no lany avy any amin'ny CES dia ahoana no hataonao? Andrywui

8. mpisotrtoaka
(
23/01/2014 10:20)
Mis momba ny atsy eto d misy momba ny ary ! Ny tena olana nefa dia izao : efa nivoaka ny resultat officiel izay vao hoe handinika indray ny CES ! Ngah izy ity kilalao e ! nefa kilalao ihany satria izay ilay politika ! Lalao maloto (fa tsy lalao ravalomanana akory a) anaty tondrozotra e ! Samia mahazo ny soa daholo am'zao krizy malaza ho voadaka izao e ! ENGA ANIE