Efa manana filoha ve isika eh !!

1. aleix ( 07/01/2014 20:17)
Sa misy halabato indray..
répondu par aleix le 07/01/2014 20:22
2. hery ( 07/01/2014 20:18)
Mba manaraha vaovao ihany an :-) Sao dia ho very eo
3. aleix ( 07/01/2014 20:22)
LoL ahoana no fomba hanarana azy ? ny rvg taloha mandefa tantara, vaovao sns.. amin'izao hira fotsiny, ka inn no hatao eee.. ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516