Miarahaba antsika mpinamana mpiserasera rehetra tsy ankanavaka amin'izao nahatratrarana ny andro nahaterahan'ny Tompo izao.
Enga anie ka tena ho teraka tao am-pontsika Jesosy tamin'iny andro iny fa tsy ho andro firavoravoana fotsiny ihany ny noely amintsika.