Pffff mbola tsy fay ihany! io tsy fahatokisana gasy io mbola tsy maha tonga saina foana.

1. ialahy ( 27/12/2013 16:50)
eny hoa ra malagasy, fa dia inona loatra no tsininao no dia tsy antokisana ianao aminy zavatra ataonao, fa tsy maintsy hoe andefasana iraka manokana? raha izaho no eo aminy toeran'ireo gasy voakitika eo de avelako eo ny tranony, vo manomboka ve dia efa tsy hifampatoky fa hoe aleo andefasako ekisipera ianareo, OKA IZAY AMPY IZAY
répondu par Tanora le 28/12/2013 23:44
2. danbal ( 28/12/2013 17:43)
ka mieritreritra izy fa rehefa maka expert de hoe izy no tena ok nefa tena diso hevitra tanteraka, tsy menatra akory de hoe nandefa expert i dada, haninona aty? hanakorontana? zany ange le fanaovana tsinontsinona ny safidim-bahoaka e, rehefa resy tokony mahay manaja tena, mipetraka tsara, manaiky, fa tsy foronina daholo io rehetra io, hita mihintsy hoe tsy dia nianatra loatra koa fa le mpanao toton'ondry bory sy loham-boto ireny e, fa angaha raha maka expert de hoe lasa tian'ny olona ve, tokony hieritreritra mihintsy ireo ravalo sy ny forongony ireo fa tena mirefarefa be amin'ny tany le toe-tsaina, mba mahalalà menatra e, de mahalalà koa fomba!!!!! Sady Madagasikara koa rangaha tsy anareo irery a, samy tompony tsika ka aoka hifanaja mihintsy!!
3. Tanora ( 28/12/2013 23:44)
mety ny valin'ny fandefasana expert no nandraisan'ny minisitra frantsay an'i andry sy hery kou!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2585