Notsindronina ny lefona ny fony ary rano no nivoaka avy ao
1. sitlo
(
17/12/2013 09:50)
Nisy rangaha maty izay vao haingana dia nanontany ny olona aho. Hoe fa naninona fa toa olona tomady ihany. Dia hoe feno rano nanodidina ny fony. Ahoana koa ary izany hoy aho an'eritreritra. Tahaka an'ilay olona avy no-torturena tamin'ny andron'i Potio Plato, dia notsatohina lefona ny fony dia rano no nivoaka tao.
Miracle
[center][/center]
Miracle
[center][/center]
répondu par rainisalama le 29/01/2014 13:53
2. RBNIR
(
23/12/2013 18:23)
sitlo:
Nisy rangaha maty izay vao haingana dia nanontany ny olona aho. Hoe fa naninona fa toa olona tomady ihany. Dia hoe feno rano nanodidina ny fony. Ahoana koa ary izany hoy aho an'eritreritra. Tahaka an'ilay olona avy no-torturena tamin'ny andron'i Potio Plato, dia notsatohina lefona ny fony dia rano no nivoaka tao.
Miracle
[center][/center]
Faly miarahaba namana,
Tsy rano fotsiny fa rà sy rano,
« Fa ny miaramila anankiray nandefona ny lanivoany, ary niaraka tamin'izay dia nisy rà sy rano nandeha. » (Jao.19:34)
Misy antony lehibe izay iankinan'ny famonjena ny zanak'olombelona iny.
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
4. rainisalama
(
29/01/2014 13:53)
endriny:NY tena marina dia tsy voatery ho NY fony no tena nokendrena fa NY ilan-tratrany. Ka na râ alu nu nivuaka tau na ranu' dia ataoko fa NY tanjona notratrarin'ilay miaramila ni ataoko fa ilaina fantatra= fahazaran'dry zareo miaramila Romans NY manindrona tratra satria ny tanjuny dia NY fampijaliana: raha miraiktra amin'ny tratra mantsy NY avokavoka, dia mora Maty (asphyxie), ilay olona tiana ampijaliana, de tsy mijaly. Fa raha assiana rivotra eo anelanelan'ny tratra sy NY avokavoka dia manjary miaina mahaleotena NY avokavoka, dia mateza aina kokoa NY voahombo.Izany ni Antony anindromana NY takiban-tatra, dia NY hanasiana "pneumothorax" an'ilay voahombo ka hitohizan'ny fijaliany.
Taiky,
Ary voan'ny gros Coeur koa kay Jesosy...
Ry lanitra o
Nohon'ny fijaliana ne loatra koa met y mangataka rano hosotroina NY voahombo, MBA hanafaingana NY fahafatesany. Met y mahazo izy, ary mety tsy mahazo. Tôt izany koa NY fanapahana NY ranjony MBA ho faty haingana ,satria raha mbola eo NY ranjony dia ampiasainy MBA ahafahan'ny tratrany hiaina, tratrany izay voaporitry NY fivelaran'ny sandriny sy NY vesatry NY vatany.
La paikady efa mahazatra NY Roman à daholo izany rehetra izany.
(Dia Samia ho tahian-Janahary sy NY Razana)