Arnaud DesJardins: Maitre Spirituel Frantsay

1. voromailala ( 08/11/2013 09:49)
Salama daholo
Misy Maitre Spirituel Kristianina iray ity, zaraiko aminareo ny zavatra nolazaina.

Mety hampisy fijery hafa ny resaka finoana

oronantsary voalohany: Arnaud Desjardins - Récit d'un itinéraire spirituel 1-2

oronantsary faharoa: Arnaud Desjardins - Récit d'un itinéraire spirituel 2-2

Mazotoa azany mijery. Nozaraina aminareo satria nahasoa ny tena.

répondu par sitlo le 17/12/2013 09:35
2. sitlo ( 10/12/2013 01:58)
Maitre spirituel gasy zao sitlo

Milay kosa izany a!
3. voromailala ( 10/12/2013 10:10)
sitlo> raha amin'ny gasy izy dia mety hoe "Président Spirituel" :-), satria samy te ho president daholo ny sasantsasany amin'ny gasy. izay angambany nahatonga hoe natsoina president daholo ny (fokotany, firaisaina, faritra, ....................)

Ty izao misy gasy ( Johanne RAZANAMAHAY )hatsoina hoe maitre fa asa raha maitre spirituel koa izy.
4. sitlo ( 17/12/2013 09:35)
hehehe, aleo kosa mba misy gasy fa aiza dia ny vazaha foana no hitantara an'ity atsanga eny amin'ny dezera ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493