Io ndray le Gasy sasany fa te hiverina amin'ny naloany

1. ronaldo09 ( 26/10/2013 07:13)
Ny malagsy ihany no mahay izany miverina amin'ny naloany izany!Eny e, tsy ny Malagasy rehetra tokoa no namerina an-dRatsiraka tamin'ny 1996 ary tsy ny Malagasy tsivakivolo ihany koa no misarisary mifidy olon-kafa nefa mitady hamerina an-dRangahy iry izao. Mazava koa fa dia tena tsangan'olona iray no fidina eto Madagasikara.Tsy hevitra velively mihitsy.Tsy fandaharan'asa akory fa mahafaly ny gasy sasanyilay manao latsa-bato manasazy, rempotra tamin'ny lasa fa tsy mba mistsinjo ny ampitso!!!!
Samia velon'aina tsy hifandatsa akory ka ho leo indray aoriana kely ao!!!Dia hanongana an'iza?Hanasazy an'iza? Hitrongy vao homana lava hatrany sady manao mpijery sy mpitsara mahafatra-po manoloana ny fanaovan'ny mpanao politika sangodimpanim-pandimbiasam_pahefana!!
Marina aloha fa mbola tsy vokatra ofisialy no mivoaka ary mbola betsaka ny fiovana hisy fa manipy teny ihany izahay !!!
répondu par charoumeni le 01/02/2014 12:12
2. charoumeni ( 26/10/2013 12:03)
Mety ho marina ny lazainao fa saingy zao kosa no tsara ho fantatra, raha nihinana sakafo tena tianao enao sady natsiro nefa noterena haloanao, nampadoavina enao fa lazaina mankarary anao iny, nefa ny mifanohitra @ zany d inona no hitranga. Tsy aleo v miverina @ efa naloa toa izay hitady FERY VAOVAO nefa ny aretina az ambola tsy sitrana. Mba mieritreritra eeeee
ronaldo09:

Ny malagsy ihany no mahay izany miverina amin'ny naloany izany!Eny e, tsy ny Malagasy rehetra tokoa no namerina an-dRatsiraka tamin'ny 1996 ary tsy ny Malagasy tsivakivolo ihany koa no misarisary mifidy olon-kafa nefa mitady hamerina an-dRangahy iry izao. Mazava koa fa dia tena tsangan'olona iray no fidina eto Madagasikara.Tsy hevitra velively mihitsy.Tsy fandaharan'asa akory fa mahafaly ny gasy sasanyilay manao latsa-bato manasazy, rempotra tamin'ny lasa fa tsy mba mistsinjo ny ampitso!!!!
Samia velon'aina tsy hifandatsa akory ka ho leo indray aoriana kely ao!!!Dia hanongana an'iza?Hanasazy an'iza? Hitrongy vao homana lava hatrany sady manao mpijery sy mpitsara mahafatra-po manoloana ny fanaovan'ny mpanao politika sangodimpanim-pandimbiasam_pahefana!!
Marina aloha fa mbola tsy vokatra ofisialy no mivoaka ary mbola betsaka ny fiovana hisy fa manipy teny ihany izahay !!!
3. ronaldo09 ( 26/10/2013 14:20)
Iza no nanery? I Andry Rajoelina anie tsy naka ny vahoaka tany antranony ho tonga teny amy 13 mai e!Ary raha izy irery no teny tsy niongana ravalo e!!Fa ny gasy Tananarivien no tia miverina amin'ny naloany!!!Ny taona 1991 ry Zafy sy Andriamanjato anie tsy naka ny vahoaka tany antranony e!!!
Na izany anie tsy hahovoka ny Robinson nao satria teto tana izy nandresy fa any amin'ny province izy tsy nahita mangirana na dia kely aza e!!
4. hadji ( 27/10/2013 05:24)

fa i robison angaha naka anay tato atrano hoy ianareo tgv lalana mivoka amin'ny krizy io ka ho hajaina ny safidin'ny vahoaka ka resy ary io ilay kadidànareo tsy hita lisitra akory an..... toneho ny fo fa safidin'nyvahoaka io ary amin'ny 2ème tour io mbola hitombo ny mpifidy e maherza ry rahalahy ary "aza matahotra fa minoa fotsiny ihany" ary "ny mahiratsaina mahita ny loza ka miery,fa ny kely saina kosa mandroso ka voa"
5. hery ( 27/10/2013 08:59)
Porofo mitohoka amin'ny tenda izao fa tsy ny Vahoaka ireny tamin'ny 2009 nanongana an-dRavalo ireny fa olona notambazana sy tsy navela hitroatra vokatry ny nataon'ny miaramila Capsat.
Ny Malagasy tsy miverina amin'ny naloany izany a ny HAT no diso paika hoe tia azy ny Gasy.

Fa ny Malagasy koa tsy manadino fa manao am-po. Tadidiny daholo ireny fandoroana fananan'olona sy fananam-panjakana tam 2009 ireny.
Tadidiny ny ratsy natao azy.
6. hadji ( 27/10/2013 09:17)

hery:

tena marima izany ra hery a raha nametrahan'ny vahoaka fitokisana ny hat dia +80% ny taha pahavitrihana ary vitany 1èr tour io sangy efa tofoka azy ny olona ka io no vokany e samy manana ny olona tena tiany ny vahoaka isam-paritra kanefa i dadatoa izao no mitarika e
7. danbal ( 28/10/2013 16:52)
za de otrany mba gaga mihintsy amintsika Gasy ireto an, na de atao aza hoe fanasaziana ozy ny sasany de otrany hoe adala nomen-tanan'ondry ka na hosoloina hofany aza tsy mila, otrany hoe tsisy olona afatsy ny olon-dravalo ve ao, za tsy hiteny hoe tokony ho iza na ho iza fa tokony hoe mba olona vaovao mihintsy ozy ny eritreritro fa tsy ny efa teo ihany no averina eo. Io ange ze tonga eo sur fa tsy maintsy hanao ny ataony daholo e, fa tsika an,de tsy hitako mihintsy ze fomba ilazana ny momba antsika ireto, otrany hoe efa difotry ny fahasahiranana sy ny krizy ve de tsy mahita afa-tsy ny eo antendron'orona sisa( miala tsiny @ le fitenennana fa zay le teny mahalaza azy), fa otrany mampalahelo an. Ka io resultat io aloha zany de efa tian-kano tsy tian-kano, nefa le katala beatrice iny indrindra no miseho manazava eo @ tele eo betsaka ny indro kely, misy ny fanisana diso,sns, manarapenitra hono zany!!! Ngah?? de otrany samy matimati-kenamaso eo de hoe aleo fa arenina ny @ manaraka e, manaraka aona moa??satria dokadokafan'ireto observateurs internationa le ireto hoe tena milay, milamina, sns. Fa tsika koa aloha mbola ho fatin'ity marimaritra iraisana lava ty e, ka samia mieritreritra fa ny kilalao mbola ho ela, ary aza misy misioka raha mbola tsy tafavoaka ny ala. Ho ela velona daholo e!!
8. moi ( 01/11/2013 06:02)
izy ity zany dia krizy tiana averina e, ary tsy ivakiana loha rehefa mba JLR indray no eo !
ary aza mirehareha hoe Ra8 no tian'ny vahoaka, satria mba porofo mitohoka amin'ny tenda koa zao fa ny antsasan'ny nifidy azy taloha sisa io mbola nandany azy io.
9. charoumeni ( 01/02/2014 12:12)
Ka io ary fa lany ny olon-tianao d hoi hitantsiak eo eeee, nenay efa tsy lany fa tsy maninona fa zay mpandefitra eee, fa anjaranay ndray kosa no mandatsa anareo refa avy eo, ho hitantsika eo ny tohiny eeeeeeeeee
ronaldo09:

Ny malagsy ihany no mahay izany miverina amin'ny naloany izany!Eny e, tsy ny Malagasy rehetra tokoa no namerina an-dRatsiraka tamin'ny 1996 ary tsy ny Malagasy tsivakivolo ihany koa no misarisary mifidy olon-kafa nefa mitady hamerina an-dRangahy iry izao. Mazava koa fa dia tena tsangan'olona iray no fidina eto Madagasikara.Tsy hevitra velively mihitsy.Tsy fandaharan'asa akory fa mahafaly ny gasy sasanyilay manao latsa-bato manasazy, rempotra tamin'ny lasa fa tsy mba mistsinjo ny ampitso!!!!
Samia velon'aina tsy hifandatsa akory ka ho leo indray aoriana kely ao!!!Dia hanongana an'iza?Hanasazy an'iza? Hitrongy vao homana lava hatrany sady manao mpijery sy mpitsara mahafatra-po manoloana ny fanaovan'ny mpanao politika sangodimpanim-pandimbiasam_pahefana!!
Marina aloha fa mbola tsy vokatra ofisialy no mivoaka ary mbola betsaka ny fiovana hisy fa manipy teny ihany izahay !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913