cause cotière

1. Annita.R ( 03/10/2013 11:18)
t@ 1er république nandroso be Gasikara satria ny gasy niray saina sady tsy nisy zany resaka "cause cotière" zany.
dia t@ andron i ratsiraka refa azo ny indépendance dia nozaraina ny gasy;fantatra fa stratégie politique ilay izy.
2ème république pierrot mbola manoy ny cause cotière ihany,
roland mbola zay ihany ny cheval de bataille nefa efa "prouvé" fa ny gasy tsy otran zany intsony mbola terena ho averina ihany
répondu par Annita.R le 03/10/2013 13:04
2. Nehemiah ( 03/10/2013 12:34)
Ny mpanjana-tany anie no namorona an'izay "cause côtière", fantany tsara ny hoe "Diviser pour régner", fa raha ny tena izy tsy misy an'izao, samy taranak'i Adama sy Eva avokoa isika
3. Annita.R ( 03/10/2013 13:04)
fatatsika izany fa mbola misy miniha manao anzany ihany eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6497