Misy mpanankato hatsoina hoe Rainer Maria Rilke izay nilaza fa boky karazany roa ihany no eo andohampandrinany dia ny Baiboly ary ny boky ny mpanoratra iray danois Jens Peter Jacobsen
Inty misy rohy ahafahanao mamantatra kokoa ny tian'i Rilke holazaina momba an'izany. Lettres à un jeune poete