hifidy sa tsia ??????

1. ravatorano ( 31/08/2013 12:32)
ho ahy manokana aloha dia izao :
rehefa nieritreritra lalina aho dia aleoko tsy mifidy amin ity fifidianana ho avy ity satria hitako fa resaka kiteritery tsy araky ilay "slogan cangement manara-penitra" no hitantanana ilay fifidianana fa toa mamofopofona resaka fanerena avy any ivelany izany
mnarak izany koa dia izao tsy dia hoe tsy eo ingahy ratsiraka na i ramatoa lalao na ingahy rajoelina sy ireo voahilika dia tsy hifidy aho fa tsy matotra ilay fifidianana ao anatin ny fahavaratra satria ho avy eo indray ilay adikle mahazatra fanodinana isambato eny naelanela potoana eny efa nahita izany aho tamin ireny teo aloha ireny ary isan ny tsy nahalany depiote vehivavy iray tany amin'ny faritra fandriana iny izay taloha ka nobatain ny arema ny toerana
Eo koa ilay andro zoma manifika hitako fa hampitombo anay tsy hifidy io
Maro ary izy rehetra ireo dia hanana programa tsara tokoa ary tena hanao zavatra saingy vao tsy miandroha aza ny fifidianana dia efa hita sahady ny ady mangina ataon izy ireo indrindra fa ny mpiray donak'afo izay heverina fa mety handresy amin io fifidianana ho avy io diça ahona indray no hiafaran ny malagasy atsy ho atsy ! ny teo iohany no miverina satrai mety ho sorena indray ireo nahilika ka hirotsaka eny ambohijatovo indray d izay eh ntsssss
fanina sady mahavalalanina ty politika malagasy ty ry zareo ah tsy hanao vato fotsy aho fa aneokloa wa asiana rano ihany raha vato dia mba tanteraka ilay ravatorano eh ahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2597