Tara indray Lalao e
1. rabe1
(
28/08/2013 09:22)
I Botozaza Pierrot hono no saika natao solon'i Lalao saingy efa tsy neken'ny CES intsony ny fanoloana azy satria efa tara ny fe-potoana!
répondu par locl le 28/08/2013 13:26
2. spain
(
28/08/2013 09:28)
taitra ny oul tsy taitra ka zay vo taitra rery eo nefa efa tara lôtra
d inn ndray zany zao no fikanzareo manaraka eo satria tsy afaka hanana kandidà amin'ny fifidianana tsoun izy ra tsoe misafidy 1 @ reo 33 sady ao amreo kandidà reo ko ange hita fa misy oul mahavita ary nahavita zavatra e!!!

rabe1:
I Botozaza Pierrot hono no saika natao solon'i Lalao saingy efa tsy neken'ny CES intsony ny fanoloana azy satria efa tara ny fe-potoana!
3. kiri
(
28/08/2013 11:52)
nareo zao ilay tonga @ fitenenana hoe nanary joker ,mila milefitra ko nge ndraindrai e
5. kiri
(
28/08/2013 12:56)
ka tsy hiova @ fomba fisainany sy ny fomba fijeriny mihintsy zani ny ankolafy R8 ka d ho taraiki eo nareo kou
6. locl
(
28/08/2013 13:26)
Tsy hitko izay olana, mifidy kandidà iray amin'izy 33, sur fa hanana probabilité ambonimbony kokoa ny hahalany azy raha ohatra ka ny mouvance Ravalo no manohana dia avy eo manao izay hahazoana ny majorité ao aminy parlement dia vita ny ady