Ny mouvance Ra8 tsy ny vahoaka malagasy rehetra
1. soloras
(
24/08/2013 06:38)
La mouvance Ravalo n'est pas le peuple malgache: a dit Chissano
répondu par Aina_Malala le 25/08/2013 07:04
4. rabe1
(
24/08/2013 09:27)
Diso ianao raha milaza fa ny malagasy rehetra dia tim, efa niparitaka ary niala tsikelikely tany ny olona fa efa mitady olom baovao indray!
andrywui:
SILAKA BE , OAIAKA LE OLONA AMN SISAKA
5. rabe1
(
24/08/2013 10:31)
Ka diso mihitsy ireo mievitra fa ny 70% dia an'izy mouvance telo ireo ihany!!
6. locl
(
24/08/2013 13:06)
Iza moa izany no olona ho fidiana amin'ireo?? Manantena aho fa tsy hosivanina indray ny fifidianana député
