Tsy aleo ve tohizana ilay fahendrena ry zareo?

1. Ialahy ( 22/08/2013 13:04)
hendry be ianareo mpomba an'i Ravalomanana nandritry ny 4 taona izao, ko maninona raha tohizana 5 taona indray, dia afaka 5 taona i dada sy neny miaraka milatsaka e! hatrizay handrinareo ihany ve dia izay 5 taona manaraka eo dia tsy ho handry e! sady afaka 5 taona izany mba efa mikatona ny fery e! aza manahy ianareo fa misy 33 ao afaka hifasidianana tsara.
répondu par Ialahy le 24/08/2013 14:59
2. fosa_mena ( 22/08/2013 13:26)
ny référendum zao no tokony atao indray dia ny vahoaka ny misafidy na tokony ilatsaka iz telo na tsia !!
3. Ialahy ( 22/08/2013 13:36)
raha izany indray, koa maninona raha tonga dia i Marc Ravalomanana mihitsy no arotsaka dia sady atao zany referendum e! atao hoe eny sa tsia, dia ampina kely hoe mahazo mody dada raha eny no lany, fa inona anefa no tsy nanolorana olona hafa e! ry Mamy ohatra, Zafilahy, Eliane.... be dia be nge ao e? tsy azoko mihitsy!
4. rabe1 ( 22/08/2013 13:45)
Tsy ny fanaovana an izany referendum izany intsony ny vahaolana @zao ry zareo a! fa inona marina moa no tsy hanolorana olona hafa? sa tena mamy loatra io seza io dia tsy foy mihitsy? dia mbola mitady hitarika korontana indray en plus!!
5. locl ( 24/08/2013 13:11)
hay ve "ialahy" tena nanana lolompo e! Tadidio fa tsy misy maty aminy politika an!
6. Ialahy ( 24/08/2013 14:59)
Ialahy tsy manana lolompo amin'iza na iza, fa tsy Ravalomanana na i Andry no naha toy izao ahy, na iza nitondra teo tsy nanena ny kapom-bary fandrotsako na nampitombo azy, saika tiako iahny le mouvance R8 fa tsy tiako tampoka, tia tena laotra le Ramose iny, io anie zarany pirina kely aza hisahotaka foana hinana e! tohizo ny tatezantsika koa maninona moa, ny fehikibo ampina bokotra, 4 taona kosa ve tsy mba efa mahay mi-sadapte amin'le situation e! raha hanana tampoka so de marary eo, rehefa tsy hanainky ny andehananaio fifidianana io nareo dia Rajeolina no eo mandrakizay, alefaso ny fifidianana dia miandrasa 5 taona ao aminy magro fa tsy maninona anie zany e! mba mifampiantsoantso eo nareo ambaka-ndry Dadanareo mifampilaza vaovao hoe afaka iray volana aaaaa dia roa volana indray iiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0863