SADY IZAO KOA, MANANA TRAIKEFA AMIN'IZANY HITANTANA FIRENENA ZANY VE I NENY huhuhu...

1. andrywui ( 20/08/2013 11:59)
sa de oe anaran'antoko sy entin'ny FO sy ny mitapi-maso otran soavaly fotsiny ihany de miriotra na ho any ankady aza ??
-fa raha jerena amin'ny fo tsy miangatra de tsary misy ze fantany amze politika zany i neny na anontaniana fotsiny aza angamba i neny oe inona aby ry neny ny ministera tokony hisy ? de ngamba ny Ministeran'ny Vola ihany no fantany , iny no efa mahazatra azy !!!!ny ankoatrzay tsary hainy akoriny hahahahaha
répondu par Dreamlover14 le 20/08/2013 15:28
2. moi ( 20/08/2013 13:06)
ary misy tena marary fo amin'i neny a ! mba avelao amin'izay izy fa sao hanohana azy eo za dia hilaza hoe aleo ireny tsy ampy traikefa ireny no fidiana toy izay ireny efa zatra ady fatsora be ireny !
saika hilaza aho hoe misy ny malaza "mauvais perdant" a, fa toy misy koa ny "mauvais gagnant" !
3. Dreamlover14 ( 20/08/2013 15:28)
fa i TGV nga nanana traikefa moa ?

Azafady fa tany @ Caveau sy Hilton kay no nananganana ny Ministeran'ny sexe sy ny ministèren'ny prostitution.

Dia ho avy koa ny ministère des homosexuels sy ny travestis.

I Haja André Resampa no mpitarika ny fananganana an'ireo miaraka @ Andry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5364