NY KETRINA IHANY NO MINIA MIKIMPY

1. andrywui ( 10/08/2013 23:24)



NA MODY FANINA , NA MBOLA TSY TERAKA MIHITSY


https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=player_detailpage&t=1445





NAMOAFADY OTRIZAO LAY RAIKALAHY DE IO FA MITADY HAMERINA NDRAY KOA LE RAIKAVAVY !! TSSSSHH ....
FA MATOMBOKA LOATRA TSE A
répondu par Dreamlover14 le 19/08/2013 15:15
2. andrywui ( 10/08/2013 23:26)

IO NY VERITE IO FA TSY NY KITSAONTSAON'NY MPIONDANA ETO AKORY !!! sssssshhhh

neny ndray ah oe neny !!!!
3. cbd ( 12/08/2013 14:38)
mankaleo makando b ty bandy ty leannnna
4. andrywui ( 12/08/2013 15:19)
Ze reviko iany io , makakk à !

De aona ??


5. andrywui ( 12/08/2013 15:20)
Ze reviko iany io , makakk à !

De aona ??


6. andrywui ( 12/08/2013 15:20)
Ze reviko iany io , makakk à !

De aona ??


7. andrywui ( 12/08/2013 15:20)
Ze reviko iany io , makakk à !

De aona ??


8. Dreamlover14 ( 13/08/2013 10:57)
Ary hain'i Jeannot Ramambazafy ve ny manazava ny nahatonga ny olona sasany any @ Colbert na any ambadiky ny ONE ho voatifitra nefa ireo mpiambina an'ambohitsorohitra dia teo @ vavahady teo ihany na tao anaty fefin'Ambohitsorohitra ?

Ary ilay olona anjatony voatifitry ny bala kanefa ny isan'ny bala tao ambohitsorohitra zara raha nisy 40 ? Sa bala avy any ankibon'ny olona efa voatifitra mbola nahafaty olona hafa koa ?

Izaho manokana dia efa niara-niasa t@ Jeannot fony izy niasa tao @ Madagascar Tribune ka haiko tsara hoe comment il fonctionne ce mec.

Ry andrywui moa izany ilay karazany fohy fisainana dia minomino foana fa tsy mandalina eh. Atao ahoana fa izay no fara fahatakarany ny zava-misy
9. andrywui ( 13/08/2013 12:38)
tsy fohy fisainana fa diso misaina loatra aza ry akama aaa !! hahahhah

tsy ze revinareo ihany akory no tohananay fa ze reviko ,, henon'ny sofibeanlah ve zany ry cbd ?? ze reviko !! ary manaonaova zavatra hafahafa eo ny reninlaisany fa goaka io mody any sud af any !! kozy zay :!!!
10. Dreamlover14 ( 14/08/2013 14:07)
de zao atao Ra-Andrywui ah !! teneno i Hery admin eto hoe blokéo daholo hono hoe ny IP na'iezy olona hafa tsy mitovy hevitra @ rangà de rangàn irery no mitanisa ze mahafinaritra an-drangà eto. Izay le demokrasia tadiavintsika.
11. andrywui ( 14/08/2013 23:11)
misy demokrasia eto dreamlover faza miteniteny foana anzany aa , sady hery ve hanaiky petsaina amzany ny site ny efa nikelezany aina folo taona mahery ty ka ze andrywui tgv no hanariany kil efa amanaliny ?? fa fika atao raha tehanapetsa anah lisany !! ohatrohatra oe daroy ah ohatra na faizo ah e zay iany no mety apijannn ah amty lamasinnn mirifatra be ty hohohuhuhuhuhohoho
12. Dreamlover14 ( 16/08/2013 06:33)
andrywui > Ka aleo koa ny olona hafa hanohana ny heviny fa tsy hanohana anjambany tsangan'olona toa anareo. Izay no tena demokrasia fa tsy ny fanaovana hoe "zé tiko ihany" akory.

Handeha aho hifanamby @ rangahy. Raha tena hiala tokoa i Andry TGV (hiala @ maha président de la transition azy raha mirotsaka ho Candidat @ présidentielles, na koa hiala tsy ho candidat @ présidentielles) dia hifankahita isika dia handray daroka avy any @ rangahy aho. Raha ny mifanohitra @ ireo kosa dia hidaroka an-drangahy 100 fois aho.

Raha vonona rangahy dia hifanome adresse mail isika dia tohizana any ny resaka fa tsy hosimbaintsika @ izay échange -tsika eto ny sujet noforonin-drangahy ity.

VOnona ve rangahy ?
13. andrywui ( 16/08/2013 08:45)
Ok mety zany radreamlover à ,, fa raha anjarako no darohana de aza vizanina mafy loatra fa efa tsy mahazaka daroka mafy tsony io saokako io fa efa napinanin'i Rapikatti e ,,
Ok !! De aleo tsy atao daroka fa maharary fa entindrangah à gogo impolo ah .
Fa zao !! I Rajoelina de hametrapialana Ara dalana s'y hisintona n'y dossier any tanteraka mihitsy raha toa ka .....misy condition kely ty ,,,ka misintona n'y dossier any ilay ramatoa nivadipanekena !!! Avy amle ramatoa io daholo no fototrin'izao krizy rehetra miseho izao. ,fa nenay rehefa oe zay de zay ,,,refa tsy ilatsaka de ts ilatsaka ,, fa zay le izy !!!
14. Dreamlover14 ( 19/08/2013 15:15)
efa voamarina izao fa tsy nisintona an'ilay candidature-ny mihitsy rajoelina, tsy nanala tena fa noesorin'ny CES t@ alalan'ny lalàna.

Tsy efa fantatry ranga ve zany hatr@ zay eh. Ananako daroka 100 rangahy zany. Omeo ny mailaka dia andao hihaona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4122