MIKOTY SIPA

1. nilex ( 17/07/2013 09:55)
Mahagaga hoa ny ankizy ankehitriny fa ny olona mananiany na manao fihetsika misangy azy dia lazainy fa mikoty azy hono nefa amiko izany mikoty izany dia mitory fitiavana avy hatrany mihintsy.Betsaka ny sipa izay hanihaniana sy sangisangiana fotsiny dia zaka avy eo,asa oloha hoe tena mety ve izany sa aohana?Tena fitiavana ve izany.Izany no midika amiko fa maivana be ilay olona raha toa ka toy izany fotsiny dia tratra izy.Betsaka koa ny lehibe tratran'izany an.
répondu par rwams le 24/01/2015 19:04
2. vony501 ( 17/07/2013 13:19)
Zaka ahoana moa RA-Nilex? Amiko izany zaka izany dia manaiky hiaraka, ary matoa manaiky hiaraka dia efa avy nitoriana fitiavana. Ilay misangisangy sy mananihany mihitsy amiko no atao hoe MIKOTY, mi-drague hoy ny vazaha. Ary manomboka amin'io ny akamaroan'ny fitoriana fitiavana
3. niaina07 ( 17/07/2013 15:14)

am manaraka za mamaly tsara fa misy fanazavana be momba an io aty amiko
4. nilex ( 18/07/2013 14:00)
Samihafa mihintsy izany ra vony501 a.Ny mitory fitiavana amiko dia antsoina mihintsy ilay olona dia borahina aminy @ resaka matotra tsara ny fiatiavanao azy.Tsy vitan'ny olona tsy mahay miresaka sy tsy matotra io.Ny hanianay indray dia ho an'ny olona tsy sahy mikoty mivantana sy tsy dia manana fahasahiana hiresaka na mety ho olona tsy matotra koa ary e.Amiko izany dia samihafa mihintsy ny sipa zaka @ fikotiana ara-dalana sy ny avy @ hanihany.Tsy matotra loatra ny fiarahana raha ilay cas faharoa no resahina.Vitsy ny bandy no sahy miresaka mivantana sy mahintsy toy izany fa ny mpihanihany no betsaka.Raha sipa zaka @ hanihany izany koa tena tsy milay amiko e,tsy azo anaovana tanjona lavitra satria maivana no fiheverako azy.
5. tanimamiko ( 25/07/2013 14:42)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg



vony501:

Zaka ahoana moa RA-Nilex? Amiko izany zaka izany dia manaiky hiaraka, ary matoa manaiky hiaraka dia efa avy nitoriana fitiavana. Ilay misangisangy sy mananihany mihitsy amiko no atao hoe MIKOTY, mi-drague hoy ny vazaha. Ary manomboka amin'io ny akamaroan'ny fitoriana fitiavana
6. mirananirina ( 29/08/2013 08:13)

nilex:

Mahagaga hoa ny ankizy ankehitriny fa ny olona mananiany na manao fihetsika misangy azy dia lazainy fa mikoty azy hono nefa amiko izany mikoty izany dia mitory fitiavana avy hatrany mihintsy.Betsaka ny sipa izay hanihaniana sy sangisangiana fotsiny dia zaka avy eo,asa oloha hoe tena mety ve izany sa aohana?Tena fitiavana ve izany.Izany no midika amiko fa maivana be ilay olona raha toa ka toy izany fotsiny dia tratra izy.Betsaka koa ny lehibe tratran'izany an.

Hihi tapaka ny tsinaiko namaky an ity.Matetika kosa ny lhl manao sangy mahery loatra, raha amiko manokana aloha dia tsy mikôty mht ny lhl misangisangy na mananihany fa misy ihany koa ny fitiavana namana na anabavy.Raha izany no ilazana fa tara na mikôty ilay bandy dia diso hevitra tokoa, ao koa moa no mitsapa dia raha môla ilay jo avy dia kotiny
7. rwams ( 24/01/2015 18:54)
awn nu atok f mis ol tik 9 ny iresk amn nu ts vitk f menatr a
8. rwams ( 24/01/2015 18:57)
awn nu atok f mis ol tik 9 ny iresk amn nu ts vitk f menatr a
9. rwams ( 24/01/2015 19:04)
mb toroy hevtr za fa tik be iz reef in nu lazen de in nu aval az

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0984