"Lorsque la caravane passe, les chiens aboient"

1. Mendler ( 09/07/2013 11:14)
Arcticle dans Madagate
http://www.madagate.com/politique-madag ... -2013.html

Discours :
Une chanson s’intitule : « Laisse parler les gens » ; un proverbe rappelle que lorsque la caravane passe, les chiens aboient. Et Andry Rajoelina passe avec vous, dans tout Madagascar.
répondu par 5laody le 11/07/2013 12:13
2. Picolo ( 09/07/2013 12:37)
Alika ndray zany ny malagasy vao mandalo izy dia mivovoa !!! tssss !
3. booboo ( 10/07/2013 06:18)
Tena tsy mieritreritra izay aloaky ny vavany mihitsy ilay fozarazana iny ! efa samy hifanompa ihany...
4. hery ( 10/07/2013 07:40)
Atao ahoana moa...
Manaiky alikainy koa.
Efa fanalikàna daholo ireny nataony hatr'izay ireny fa tamin'ity vao tena noteneniny...

Sahy ihany ka.
5. sampnamana ( 10/07/2013 19:34)
ntena maran a, izy dia Tay d mfernaina foana isika olombelona vô mandalo izy satria ts tia fofona maimbo sy markriko!
6. 5laody ( 11/07/2013 12:13)

miakanjoa raha hiaraka aminy e


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1856