Vonona ve ny mpandimby?
1. 5laody
(
04/07/2013 08:24)
Fantatsika ho niova vao haingana ny loholona amin'ireto firenena ireto:
-Cité du Vatican
-Royaume des Pays-bas
-Emirat du Qatar
Ary vao omaly izao no re fa hisolo ato ho ato koa ny mpanjaka any Belgique,
Ny mampiavaka ireto tany ireto dia tsy ny vahoaka no mifidy ireo mpitondra ireo,
Ny tsy mahazatra koa dia tsy niandry ny fahafatesan'ny mpitondra teo aloha vao mandimby ny manaraka azy, izany hoe misy fotoana mbola ahafahan'ny mpitondra teo aloha manoro ny mpitondra vaovao rehefa am-perinasa izy ary manome traikefa azy. Ny mahatsara azy koa dia tsy misy tetezamita fa mitohy hatrany ny raharaham-pirenena.
Any amin'ny toeram-piasana maro koa amin'izao dia misy ny olona efa misotro ronono no miara-miasa amin'ireo tanora mba hampita fahalalana sy traikefa mandritra ny fotoana maromaro. Mitovy ihany koa ny tombotsoa azon'ny orinasa: mitohy ny raharaha ary tsy tsapa loatra ny fahabangan'ireo olona teo aloha. Ny tanora mahazo traikefa ary ny lehibe tsy mahatsiaro tena hoe "tsy ilaina intsony".
Ny tsara hamintinana azy angamba dia hevitra tsara tokoa ny tsy mamela zavatra banga raha tiana haharitra generations maromaro izy. Na miova aza ny olona mitondra sy ny fomba fitondrana dia isy ny fanomanana ireto mpandimby vaovao.
Anio alina koa dia henontsika fa tsy manana filoha voafidy intsony ny mponin'i Egypte. Hisy toy ny eto amintsika ny tetezamita hanomanana fifidianana vaovao ary nomena ny mpitantana ny lalàm-panorenana ny fitondrana mandritra ny fikarakarana ny fifidianana.

répondu par haingorafa le 04/07/2013 11:35
2. haingorafa
(
04/07/2013 11:29)
5laody:

3. haingorafa
(
04/07/2013 11:35)
Ny tsy hitovizany amin'ny eto amintsika ?
Tsy andrasana akory ny hafatesan'izay eo amin'ny fitondràna fa tonga dia ahongana. Avy eo indray dia tsy misy fitohizany mihitsy ny politikam-pampandrosaona fa tonga dia entina @ izay itiavan'ilay nanongana azy ny fiainam-pirenena. Ilay nahongana rahateo moa efa avy nitondra ny firenena @ izay nitiavany azy. Dia ohatr'izay hatrany, hatreto aloha.