57 VOIX CONTRE 60

1. haingorafa ( 24/06/2013 09:23)
raha resy t@ 57 voix contre 60 no valin'ny fandaniana ny tolok'evitra ny hanomezana tombotsoa an'ireo filoha teo aloha; tsy mifanohitra @ lazain' ny PHAT ve izany ? satria lazainy fa 70% ny mpifidy no voakasiky ny filoha 3.
répondu par teamryan le 24/06/2013 11:16
2. teamryan ( 24/06/2013 09:31)
haingorafa< tena marina mitsy io voalazanao io. Mifanoitra ohatran'ny atsimo sy avaratra!
3. nilex ( 24/06/2013 09:36)
Mety misy tsy azonao kely angamba fa ny 70% ho an'ny filoha telo dia ny vahoaka mpifidy no tiany ho resahina amin'io fa tsy ny mpifidy eny @ parlemantera akory.Nefa mety ho diso hevitra ihany izy amin'izany fa ny 5% ihany no azy amin'io raha betsaka.Raha resy indray izy teny @ parlemantera dia tsotra be no antony,aza adino fa ny pro rajoelina no maro an'isa tao amin'ny antenimiera roa tonta talohan'ny nahavakisan'ny ady teo aminy sy ny mpomba azy .Ankehitriny mantsy dia ny tgv sisa no momba azy ao ka tsy mahagaga raha toa ka tsy lany iny proposition ny iny izay somary nahamenatra ihany satria ny filoha lanim-bahoaka aza tsy nitaky toy ireny nefa izy izay tsy tokony hahazo izany tombotsoa izany indray no nangataka sy misisika mafy.Matahotra nohon'ny nataony mantsy no anton'io.
4. haingorafa ( 24/06/2013 09:43)

nilex:
azoko tsara ka! hita taratra eto anie fa raha any @ parlemanta aza ireny no vokany maika fa eny @ fifidianana ?

Mety misy tsy azonao kely angamba fa ny 70% ho an'ny filoha telo dia ny vahoaka mpifidy no tiany ho resahina amin'io fa tsy ny mpifidy eny @ parlemantera akory.Nefa mety ho diso hevitra ihany izy amin'izany fa ny 5% ihany no azy amin'io raha betsaka.Raha resy indray izy teny @ parlemantera dia tsotra be no antony,aza adino fa ny pro rajoelina no maro an'isa tao amin'ny antenimiera roa tonta talohan'ny nahavakisan'ny ady teo aminy sy ny mpomba azy .Ankehitriny mantsy dia ny tgv sisa no momba azy ao ka tsy mahagaga raha toa ka tsy lany iny proposition ny iny izay somary nahamenatra ihany satria ny filoha lanim-bahoaka aza tsy nitaky toy ireny nefa izy izay tsy tokony hahazo izany tombotsoa izany indray no nangataka sy misisika mafy.Matahotra nohon'ny nataony mantsy no anton'io.
5. teamryan ( 24/06/2013 10:38)
haingorafa<
ka mazava anie izany ankehitriny fa tsy manana olona intsony izy ao arinany. na ireo tgv ary efa maro no mody miseo hoe momba azy fa ny ao am-pony efa zavatra hafa.
dia mbola mahasahy ihany ilay kely miteny foana hoe .
ohatran'ny nofy ririnina ihany izany amiko fa tsy fantatro raha mitovy hevitra amiko ianareo namana hafa.
6. haingorafa ( 24/06/2013 10:42)
inona no mbola sahin'ilekely tenenina ry teamryan ?


teamryan:

haingorafa<
ka mazava anie izany ankehitriny fa tsy manana olona intsony izy ao arinany. na ireo tgv ary efa maro no mody miseo hoe momba azy fa ny ao am-pony efa zavatra hafa.
dia mbola mahasahy ihany ilay kely miteny foana hoe .
ohatran'ny nofy ririnina ihany izany amiko fa tsy fantatro raha mitovy hevitra amiko ianareo namana hafa.
7. teamryan ( 24/06/2013 10:44)
haingorafa<
ilay izy milaza fa tonga dia lany @ fifidianana eh!!!
8. haingorafa ( 24/06/2013 10:47)
dia asa raha mbola hisy Malagasy mitampina t... ny masony ka handatsa-bato olona mivadi-dela isan'andro toa an'ilkely.
9. teamryan ( 24/06/2013 11:16)

haingorafa:

dia asa raha mbola hisy Malagasy mitampina t... ny masony ka handatsa-bato olona mivadi-dela isan'andro toa an'ilkely.

toy ny tanalahy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0312