KOPI KOLE ... merci lessy YAZZ a
1. andrywui
(
22/06/2013 20:30)
merci zandrikely a efa itako eo fa ho batainlah io amboara io !! isika mivoaka mpandresy foana zandry a !! felicitation lessy !!....
répondu par pisoonja le 27/06/2013 09:44
3. jobiely
(
24/06/2013 09:05)
Efa napoiziko koa iny fandresen' i " poopy " iny fa na dia izany aza nenà i JENERALY no tena nafinaritra anà.
4. hery
(
27/06/2013 07:21)
Nilay ihany iny e.
Ny nahasosotra indraindray dia tsy ilay mpanao kopi kole no tena tsarain'ny olona fa ilay artista ataony. Izay tia poopy dia nifidy Yazz na dia hoe nahay koa aza ireo nanao kopi kolé an'i Jeneraly sy Fafah.
Fa izay izany ilay lalao e
Ny nahasosotra indraindray dia tsy ilay mpanao kopi kole no tena tsarain'ny olona fa ilay artista ataony. Izay tia poopy dia nifidy Yazz na dia hoe nahay koa aza ireo nanao kopi kolé an'i Jeneraly sy Fafah.
Fa izay izany ilay lalao e
5. pisoonja
(
27/06/2013 08:55)
Ny olana izany dia mipetraka foana hoe iza no manana fianakaviana be indrindra, na ny manambola satria ny voting sy ny jury no miady eo
6. andrywui
(
27/06/2013 09:15)
ka ra kix ane tena tian'ny tanora e sy i eminem nefa voadaka be ry zalah ,, donc tsy de le atista safidiany ko no tena maha tafavoaka fa mety le feoan'i YAZZ mitovy 90% amin'i an'i Poopy mintsy angamba de nt endrika misy 70%
-fa ny SEX zero% huhuhuh
-fa ny SEX zero% huhuhuh
7. andrywui
(
27/06/2013 09:34)
pisoonja --) ka na manana fianakams betsaka otran'ny aoana aza tsy ahatohitra ny vahoakan'antananarivo mifidy anze tiany e , fa efa tian'ny oul mihitsy YAZZ
8. pisoonja
(
27/06/2013 09:44)
Eny e, tena maharesy mahatra aloha izy fa ilay izy lehilahy nanao Poopy zany no otran'ny misy blème kely amin'olona e ,