fa maninona kay règle mandeha aloha be fona tsy ary mba nisy daty fixe
1. tiavanafi (
09/06/2013 10:21)
bjr dia misaotra sahady @ pamaly hafatra;
fa maninona anga no mahatonga ny règlako tsary mba mandeha ara-pitaona mihintsy atraminizay fa tonga aloha be fona ?
ka efa izay mits zany ny toe- batanao ko, " cycle court" zany nenao ny règle. Isao hoe isaky ny firy jour izy no miverina ( oh: 28 jr sa 30jr sa 32jr...), dia @zay mba misy hiomananao hoe efa ho avy izy zany.
Bjr. Ny Tena tsara aleo mananto gynecologue mihintsy fa tena saro-pady io. aza mandry2 fotsiny @zao fa ny gyneco iany no tena maita izay tokony atao @nao ny @zany. indrindra raha mbola tsy niteraka ianao. izay no itenenako oe saropady io fa tsy vitan'ny toro hevitra tsotsotra fotsiny. dia mahereza misotro rano betsaka iany koa, indrindra ny tontolo andro. mirary soa e.