aleo asian'ny olona any refa be mokony

1. bazylou ( 03/06/2013 06:42)
http://www.newsmada.com/index.php/la-une/17327-hetsi-bahoaka-teny-ambanilalana-itaosy-voaroba-ny-tranoni-lahiniriko-nahafaty-olona-ny-mpiambina-azy#.Uaw5EkD0Ey0


vivie tgv
répondu par pisoonja le 03/06/2013 11:37
2. moi ( 03/06/2013 11:20)
version henoko tamin'ny RNM maraina ny hoe tsy ny garde-corps no nahafaty olona, fa ny mpanendaka ! olona iray koa ve dia dangereux amin'ny garde-corps ka hamonoana azy ?
3. pisoonja ( 03/06/2013 11:37)
Conference de presse nataony omaly iny, fa ny marina dia tena nahafaty olona mihitsy io garde de corps io, tsy mahafantatra olon amipetraka eny Itaosy angaha i moi ? efa ela no manaonao foana otran'io io garde de corps n'i Lahiniriko io, ho hitanao fa hivoaka daholo @ izay ny hadalan'io lhl garde de corps io , ny ol anie miandry fotsiny e!, zay koa angamba no andrasan'ireo mpitondra ireo, hanamparan'ny ol ny hatezerany eo dia asa fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0792