NILATSAKA IHANY NY FOZA A!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
1. pulm
(
03/05/2013 11:56)
Zay indray zao no tondrozotra vaovao: "rehefa avy mikofesy dia mandainga" samy manao izay tianyè atao manomboka androany satri tany tsisy fanjakana ny eto amintsika, anga mo tsy t@ Alahady no farany fandrotsahana? de ovina izy no nandrotraka ny dosieany? tena ny fomban'ny foza marina no ataon'lery a! zandrikely lavanify
répondu par pulm le 08/05/2013 11:37
2. randria67
(
03/05/2013 12:05)
Aleo hilatsaka dia ho hitany fana Lalao aza tsy ho resiny,, na camille koa aza e !
3. hery
(
03/05/2013 12:55)
Ka izy amin'ny maha filoha azy dia tsy voatery mandalo eny amin'ny CES fa ny CES no mandalo any aminy lolll
6. andrywui
(
03/05/2013 16:56)
ravalo zany ry hery tsy nahafeno ny fepetra 6mois mipetraka eto madagascar vao mahazo milatsaka a !! sady tsy manambola tsony i dada (le 125millions atao caution) fa io an'i neny io aza efa nikafiriana be vao nisy anio a hon hun hon hun
7. lefitatra
(
04/05/2013 07:45)
vola ny an'ny Ravalo tsy ho laninla zany e,fa ny mampalahelo de ny momba an'i Madagasikara mihintsy, efa dossier classé ny làlàna e, misy fa tsy rarahina tsony, raha za Rajoelina dia mivadika manao Jipo fa Vehivavy ve no andeha hifaninaana e , mampalahelo e, mivàvà ho azy fa tsy fantany zay ataony e !!!!!!!!!!!!