ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013

1. nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:56)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ho avy, raha tsy izao isika dia mitandrina. Efa VOAPOIZINA sahady indray ny FIFIDIANANA filoham-pirenena 2013 (53 taona izao 1960-2013)ka ilàna Haijery (vision) Haifanadiadiana mamohitra ireo POIZINA famotehana sy ireo OLANA IFOTONY ary ny VAHAOLANA matotra sy maharitra tsy azontsika zanany idivirana intsony ho ataontsika ho an'i Madagasikara...TONGAVA ary mamaky ny vaovao sady fanabeazana olom-pirenena, dia ampitapitao ilazo ireo havana, namana sy tapaka hijery ity blogue ity dia MIRARY SOA e www.madagascar-animtaion-culturelle.bloguespot.com
Mirary soa
Pr TAHINA
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:01
2. tanimamiko ( 15/07/2013 08:01)

[quote=nygasysoafifameno]
aza varina mamaky gazety sy mikabary fa tonga de asa antsehatra no mampandroso ny tanindrazana:jereo sy vakio ao @ namana serasera lohahevitra"Fiaraha monina" titre "ady @ fampidirana basy eto @ tany mamiko"de ampitampitao @ zay manampahefana fanatatrareo fa io no solution voalohany hisian i fandriampahalemana sy hampandroso ny tanindrazana fa tsy ny blogue sy kabary etsy sy eroa, tonga de manaova tenu de travail fa ny palitao sy costar tenu lihaja tsy ahavitanjavatra . mirary fiaraha miasa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145