Ary dia nandehandeha eraky ny trano ny fotaka
1. niryna
(
21/03/2013 05:28)
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Misy mba afaka mizara ve hianareo raha nahita ilay vaovao tao amin'ny TVplus 03/19 teo,nitantara ireo olona nolatsahan'ny varatra tao Itaosy?
Raha nijery kely fotsiny ilay tantara noresahin'i Andry ( prince ) aho mantsy hoe misotro ny ran'ny ankizy(manao fati-dra amin'i satana ) ary ny vatany atao toy ny henakisoa .Ilay ankizy very tsy hita hoe nakaiza fa nanjavona fotsiny.
Hoy ilay rangahy niresaka ny nahafatesan'ny vady aman-janany hoe dia nivezivezy eraky ny trano ny fotaka ary dia nivavaka aho ka noroahiko tamin'ny anaran'i Jesosy ilay izy dia lasa.
Mitombona ve izany hoe mpanao ody varatra na ny hoe mpandatsa-baratra? Ilay olona anefa dia olona kely mampalahelo fa tsy mpanankarena na misy zavatra tsiriritin'ny olona aminy(eritreritra ny ahy io ) dia ho mety ho mpialona na mpisopatra ve no nahavanin-doza nahafaty ireo olona maro tao an-trano ireo izay nandefa ny varatra sa ahoana? mahavariana tokoa ihany ny asan'ny maizina a sa ve dia avy fotsiny ny orana dia tsy nisy fandrimbaratra ilay trano ka dia nolatsahan'ny varatra?Ahoana indray anefa ilay rangahy anankiray niteny hoe dia itako ilay izy nandehandeha eraky ny trano ary farany aho nisaotra an'Atra fa tsy naninona na dia niserana kely tamiko aza ilay fotaka.
Ahoana no fieritreretanareo an'izany? Mba manitikitika ahy e,aza valiana boraingina hoe aza makaha-doza fa mba eritreritra te ahafantatra ny ahy.o.k
Misaotra mialoha
Niryna

répondu par sitlo le 21/03/2013 09:53
2. pisoonja
(
21/03/2013 07:53)
ny marina aloha dia tena asan'ny maizina ireny mandatsaka fotaka @ olona ireny e , tany @ faritra atsimo atsinanana aho , nahita maso fa tsy itantarana , manao kilalao mihitsy olona anankiroa ny andro mazava be , tsy misy n'inona 2 , dia mametraka satroka eo an-tokontany zareo dia miteniteny eo , dia milatsaka ny varatra , miady mihitsy aza le varatra , fa tsy nisy naninona aloha e , fa ohatrany hoe demonstration fotsiny no nataony , ny faharoa ndray de hoy ianao hoe , san'ny maizina ve , dia tena asan'ny maizina tokoa , ary aza miresaka momba an'i Andry prince de satan izany fa na ilay pasitera n'ny vahao ny oloko aza miteny fa misy zvt be dia be tsy mitombina ny zvt tenen'i andry t@ iny, mijere tele tntv isa-maraina ianao fa hazavain'ilay pasitera ao ny hoe , betsaka ny zvtr tsy mitombina nolazain'i andry prince de satan., tsy voatery hoe mampalahelo , fa ny devoly anie tsy mijery mampalahelo sy tsy mampalahelo zany , araka ny soratra masina hoe ny devoly tsy ho avy raha tsy handringana fa Izaho (Jesosy) ho avy hananareo fiainana.
3. didi10
(
21/03/2013 08:09)
L'esprit domine la matière
Valable foana io na amin'ny tsara na amin'ny ratsy.
Izay ihany ny fanazavana tokana momba ireny seho tsy takatry ny saina ireny.