Arahabaina isika nahazo mpiandry ondry vaovao
1. ari.malala
(
14/03/2013 06:29)
http://tempsreel.nouvelobs.com/monde/20130313.OBS1759/jorge-mario-bergoglio-un-pape-progressiste.html
répondu par mirananirina le 19/03/2013 12:31
4. smileyah
(
14/03/2013 13:10)
Mifalia isika fa momba antsika mandrakariva ny Tompo. Derao Izy Tompo fa tsaroany mandrakariva ny fanekeny.Hamafiso ny finoantsika @ izao taonan'ny finoana izao. Meteza hiara-dia @ Tompontsika mandrakariva ao anatin'ny fifankatiavana, firahalahiana.
Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy.
Hampifankatia antsika anie Izy.
Hanjaka ao am-pontsika mandrakariva anie ny fiadanaNy.

5. Maranatha
(
15/03/2013 05:53)
smileyah:

Lioka 23:34 .....: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantan'ireto izay ataony.
Tsy fantany fa miteny ratsy ny fahefaNao ny olona izay hatrangany
6. RBNIR
(
19/03/2013 07:06)
ari.malala:
http://tempsreel.nouvelobs.com/monde/20130313.OBS1759/jorge-mario-bergoglio-un-pape-progressiste.html
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Misandratra B ny "papa" fa TENA TSY HITA FA TAKONA JESOSY KRISTY TOMPO an,
Nisy olona iray izay tamin'ny andron'ny Tompo nolazain'i kristy hoe "tsy nisy olona tahaka azy teto ambon'ny tany".
Nisandratra B izany olona izany saingy nony tonga kristy dia izao no nolazainy :
« Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena. » (Jao.3:30)
RAHA MBOLA MPANOMPON ANDRIAMITRA DIA TOKONY HANAJA AN IO IZY TSY MAINTSY MITOMBO FA IZAHO TSY MAINTSY MIHENA.
I KRISTY NO TOKONY HO HITAN'NY OLONA HOBIANY ARY ASANDRATRANY FA TSY NY MPANOMPON'I KRISTY AKORY.
NY MIFANOHITRA @ IZANY NO HITAKO ANKEHITRINY FA MIALA TSINY AHO MIAKATRA B NY POPULARITEN'NY "papa".
Hafatra ho an-tsika kristianina : « Ary aza milaza olona ety an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra. » (Mat.23:9)
Izay manamaso aoka hahita, ary izay manan-tsaina aoka hisaina.
Samia ho tahin'ny Tompo
7. bor2lais
(
19/03/2013 11:46)
RBNIR:
Misandratra B ny "papa" fa TENA TSY HITA FA TAKONA JESOSY KRISTY TOMPO an
:-)
Sao dia tokony hianika ambony hazo kosa RBNIR an ! :-)
9. sitlo
(
19/03/2013 11:56)
Indraindray kosa aloha ilaina ihany ny fisian'ny mpitarika hotarafina sy ahazoana hevitra amin'ny fomba fohy.
Fa izany aza olombelona ihany izy ireo na amin'ny finoana inona na amin'ny finoana inona.

10. mirananirina
(
19/03/2013 12:31)
RBNIR:
ari.malala:
http://tempsreel.nouvelobs.com/monde/20130313.OBS1759/jorge-mario-bergoglio-un-pape-progressiste.html
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Misandratra B ny "papa" fa TENA TSY HITA FA TAKONA JESOSY KRISTY TOMPO an,
Nisy olona iray izay tamin'ny andron'ny Tompo nolazain'i kristy hoe "tsy nisy olona tahaka azy teto ambon'ny tany".
Nisandratra B izany olona izany saingy nony tonga kristy dia izao no nolazainy :
« Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena. » (Jao.3:30)
RAHA MBOLA MPANOMPON ANDRIAMITRA DIA TOKONY HANAJA AN IO IZY TSY MAINTSY MITOMBO FA IZAHO TSY MAINTSY MIHENA.
I KRISTY NO TOKONY HO HITAN'NY OLONA HOBIANY ARY ASANDRATRANY FA TSY NY MPANOMPON'I KRISTY AKORY.
NY MIFANOHITRA @ IZANY NO HITAKO ANKEHITRINY FA MIALA TSINY AHO MIAKATRA B NY POPULARITEN'NY "papa".
Hafatra ho an-tsika kristianina : « Ary aza milaza olona ety an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra. » (Mat.23:9)
Izay manamaso aoka hahita, ary izay manan-tsaina aoka hisaina.
Samia ho tahin'ny Tompo
Fa iza anefa no milaza aminareo fa ataonay Andriamanitra i papa??? Andriamanitra dia tokana tsy misy afatsy tsy izy irery ihany , midika inona no iantsoana azy papa? sahala amin ny sasany miantso an i Ravalomanana dada; dada=papa dia Andriamanitra koa izany i dada Ravalomanana ?Diso mihitsy ny fiheveranareo fa ataonay Andriamanitra i papa!!olona ambony izy ,mila mpitarika nyolona tsirairay dia vita