i sipagasy ao @ karanjia
1. amig0
(
21/02/2013 12:53)
Ho an'ny sipagasy ao amin'ny karanjia..
Tompoko.
Mbola sipa ihany ve ianareo madama, sa efa efa +53 taona any ho any???
Mialatsiny fa nieritreritra zah we, sôde sipakely 19 ans nareo.
Tsiky dia ampy eh:D
Tompoko.
Mbola sipa ihany ve ianareo madama, sa efa efa +53 taona any ho any???
Mialatsiny fa nieritreritra zah we, sôde sipakely 19 ans nareo.
Tsiky dia ampy eh:D
répondu par AMIG0 le 21/02/2013 19:01
2. jobiely
(
21/02/2013 13:50)
Za lou mbola sipa iany e, na miaina in-2 ôtran zay niainako zay ary za mbôla sipa fôna fa tsy oe mivadika bandy, lol
3. sipagasy
(
21/02/2013 15:20)
jobiely:
Za lou mbola sipa iany e, na miaina in-2 ôtran zay niainako zay ary za mbôla sipa fôna fa tsy oe mivadika bandy, lol
solonanarana io ary misy dikany fa tsy nataotao foana, misaotra anao, (azonao jerena ny tantarany voarakitra any ho any)
4. sipagasy
(
21/02/2013 17:39)
ary maninona moa raha ao @] karajia mihitsy no manontany ianao fa tsy anokafana adi-hevitra tahaka izao e! izay ny mbola maha iray ranon'orana anao mmhhhhhhh