BOULE Maçonnique eran'Antananarivo?

1. rabefou ( 03/02/2013 19:04)
oviana kay no napetraka 'lay stelle eo mahamasina io? dia misy iray koa eny amin'ny jardin-Andohalo, dia misy iray koa eo Ankorondrao amin'ilay lalana mandalo ny Henri Fraise fils iny. misy interpretation mandeha any. mba anaovy fikarohana reto a!
2. Miharena ( 04/02/2013 05:49)
Raha ny fahitako azy dia iray ihany ny momba ny fitondrana ireo ville manerantany izay hifandraisany avokoa amin'ny franmasao. Raha nahatsikaritra ianareo dia nisy ireo fanolorana medaly ny Filoha teo aloha Ravalomanana ary vao nandray ny fitondrana Rajoelina dia nisy koa ny fanendrena azy ho filoha lefitry ny fikambanana mpitarika ny kapitaly erantany. Matoa hiazakazahana ny fanamboarana dia ny hametrahana io tanjona fanatsarana ny villes rehetra no tanjona.

Tsy tanjona ratsy izany amiko ary tsy tokony hatahoran'ny rehetra satria samy manana ny fanononany ny Loharano nipoirany avy ny olona. Raha Andriamanitra IZY amintsika Kristianina dia azo lazaina ho Grand Maitres de l'Univers IZY amin'ny Franmasao.

Sa ahona hoy ianareo?

3. didi10 ( 05/02/2013 07:03)
Ary i Miharena manao avocat n'ny franmasao an!! :-)

Efa resaka faheno tokoa ireo haingon-tanàna maro eto Tanà izay lazaina fa symbole satanique, amin'ny olona manana fiaritreretana madio dia azo hanina na dia ny hanina aterina amin'ny sampy aza raha mihinana amin'ny fisainana madio izy satria aminy dia iray ihany ny Tompo noho izany tsy misy lanjany ny sampy, haingon-tanàna ireny amiko, tsy mi-simbolisé na iza na iza na fikambanana iza fa fananam-bahoaka.
Ny fisainana toa izany matetika no mahatonga ny fandrobana sy fanapotehana fananam-bahoaka rehefa diso vohizina loatra ka mampaloto ny fon'ny olona.
4. Miharena ( 05/02/2013 13:31)

Ary i Miharena manao avocat n'ny franmasao an!!


Tsy izay loatra namana Didi10 fa raha atao hoe avocat aho dia ho an'ny olon-drehetra tsy ankanavaka na inona na inona foto-pinoany, na inona na inona antoko misy azy, eny na dia heverin'ny sasany fa anisan'ny' antokon'ny fanahy ratsy aza ny olona iray.
5. rabefou ( 05/02/2013 18:34)
merci an'i Miharena sy didi 10, dia mankasitraka amin'ny valin-teninareo. "Rabefou"
6. fiadanampo ( 04/03/2013 14:04)
tsy tokony atao mahataitra satria efa voalazan'ny tenin'Atra hoe "izao tontolo izao dia mihorin aeo ambonin'ilay ratsy avokoa" ny satana no manjaka eto amin'izao tontolo izao satria izy no lazaina hoe "prince de ce monde (du ténèbre) ary raha ezahina ny mametraka ireny "symboles" ireny, tsy eto amintsika iany fa maneratany dia satria efa andro farany izao, efa miditra tsikelikely amin'ny fipetrahany sy ny fandraisany ny fanjakana iraisana amin'izay ny illuminaties
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4452