ny lanjan'ny fahotana (kely sy lehibe), ny vokatry ny fahotana (mahafaty sy tsy mahafaty)
1. didi10
(
03/02/2013 14:33)
Ao anatin'ny fiangonana misy "konfesy" dia misy ny fahotana kely sy lehibe: raha nanao fahotana kely ianao dia ny Pretra ihany dia afaka mamela ny fahotanao fa raha manao fahotana lehibe ianao dia tsy maintsy ny Eveka, na ny Kardinaly eny ny Papa mihitsy aza vao mahavela ny fahotana.
Ny fanontaniana mipetraka dia manao ahoana ny hevitry ny Baiboly momba ny tsy fitovian-danjan'ny fahotana, ary inona tokoa ireo lazaina fa fahotana mahafaty sy fahotana tsy mahafaty?

répondu par sitlo le 08/02/2013 22:31
2. miarana
(
04/02/2013 07:03)
Salama namana
Raha ny fandinihako aloha :
1 -
« Ny fanahy izay manota no ho faty. » (Ezekiela 18:20)
=> Mahafaty daholo rehefa ota
2 -
« ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo » (Isaia 59:2)
=> Halan'Andriamanitra rehefa fahotana. Isika no mandanjalanja azy oe raha "mandainga" dia mety hoe maivana kokoa noho ny "mamono olona" mba tsy hitovian'ny sazy miatra. Fa amin'Andriamanitra ny sazin'ny fahotana rehetra dia fahafatesana daholo.
3 -
« Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona, » (1 Timoty 2:5)
« Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra, » (Salamo 103:3)
=> Andriamanitra ihany no mamela heloka ary ny tsirairay dia afaka manatona Azy tsy mila Pretra na Eveka na Kardinaly na Papa, ...
Raha ny fandinihako aloha :
1 -
didi10:
Inona tokoa ireo lazaina fa fahotana mahafaty sy fahotana tsy mahafaty?

ahoana ny hevitry ny Baiboly momba ny tsy fitovian-danjan'ny fahotana
« ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo » (Isaia 59:2)
=> Halan'Andriamanitra rehefa fahotana. Isika no mandanjalanja azy oe raha "mandainga" dia mety hoe maivana kokoa noho ny "mamono olona" mba tsy hitovian'ny sazy miatra. Fa amin'Andriamanitra ny sazin'ny fahotana rehetra dia fahafatesana daholo.
3 -
didi10:
Ao anatin'ny fiangonana misy "konfesy" dia misy ny fahotana kely sy lehibe: raha nanao fahotana kely ianao dia ny Pretra ihany dia afaka mamela ny fahotanao fa raha manao fahotana lehibe ianao dia tsy maintsy ny Eveka, na ny Kardinaly eny ny Papa mihitsy aza vao mahavela ny fahotana.
« Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona, » (1 Timoty 2:5)
« Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra, » (Salamo 103:3)
=> Andriamanitra ihany no mamela heloka ary ny tsirairay dia afaka manatona Azy tsy mila Pretra na Eveka na Kardinaly na Papa, ...
3. Miharena
(
04/02/2013 16:26)
« Ny fanahy izay manota no ho faty. » (Ezekiela 18:20)
Azontsika an-tsaina ve izany?
Ahoana no hahafantarana fa ny fanahintsika io manota io?
Sao dia ny saintsika no tsy tomombana araka ny tokony ho izy dia ny fanahintsika no heverintsika fa manao io fahotana io? Sao dia mila havahana tsara izany hoe fanahy manao zavatra tsy mety izany?
Raha misy mahavaly izany fanontaniana izany vao afaka mandanja ny atao hoe fahotana na tsia isika.
4. didi10
(
05/02/2013 06:48)
miarana:
Salama namana
Raha ny fandinihako aloha :
1 -didi10:
Inona tokoa ireo lazaina fa fahotana mahafaty sy fahotana tsy mahafaty?
« Ny fanahy izay manota no ho faty. » (Ezekiela 18:20)
=> Mahafaty daholo rehefa ota
2 -didi10:
ahoana ny hevitry ny Baiboly momba ny tsy fitovian-danjan'ny fahotana
« ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo » (Isaia 59:2)
=> Halan'Andriamanitra rehefa fahotana. Isika no mandanjalanja azy oe raha "mandainga" dia mety hoe maivana kokoa noho ny "mamono olona" mba tsy hitovian'ny sazy miatra. Fa amin'Andriamanitra ny sazin'ny fahotana rehetra dia fahafatesana daholo.
3 -didi10:
Ao anatin'ny fiangonana misy "konfesy" dia misy ny fahotana kely sy lehibe: raha nanao fahotana kely ianao dia ny Pretra ihany dia afaka mamela ny fahotanao fa raha manao fahotana lehibe ianao dia tsy maintsy ny Eveka, na ny Kardinaly eny ny Papa mihitsy aza vao mahavela ny fahotana.
« Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona, » (1 Timoty 2:5)
« Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra, » (Salamo 103:3)
=> Andriamanitra ihany no mamela heloka ary ny tsirairay dia afaka manatona Azy tsy mila Pretra na Eveka na Kardinaly na Papa, ...
Misaotra ny namana Miarana fa feno ary tsy misy ampiana tsy mila analana.
5. sitlo
(
08/02/2013 22:31)
Fahotana mahafaty dia ny fahotana enjana. Fa taty aoriana dia novain'ny mpino ny dikany fa tsy azoatao hono ny mamono olona. Dia olona efa voaheloka ho faty aza dia mbola ezahin'ny mpino tsy hovonoina.
Ohatra: los zetas cartel
Olona amanjatony ve no alainao ankeriny dia avy eo tetehinao... dia izany amin'ny kristianina dia mitovy amin'ny olona nandainga ho fahasoavan'ny hafa.