sipa miodina

1. hadji ( 11/01/2013 12:18)
Fa mninona kay ny sipa efa manambady izay vao miodina fa t@ fahatanorana tsy natao
répondu par RRR14 le 22/07/2014 07:51
2. hery ( 15/01/2013 09:17)
ka tam fahatanorana mbola tsy fihodinana fa fanaovana sipa fotsiny am'zao :-)

Le mangalangalatra kou milay
3. yrmia ( 15/01/2013 10:48)
ny lela lo ané otrzan euuhh!Mety ts maavit ny reviny angmb ny vadiny d mangalapinana iz
4. hadji ( 24/01/2013 05:18)
eny ny bandy koa ange misy manao fa ny sipa aloha no resahintsika e
5. shannie ( 18/02/2013 20:15)
mety tsy mahazo fafiny @ vadiny izy d mb miala kely, mety leo shad ohatra. na fitiavana lelah tsotr zao.
6. pakopako ( 11/03/2013 21:24)
Za mafantatra vhv 1 zay niteraka 1 izy hendry ary nanaja tokatrano nandritra ny 7ans de mariage nifanena t@bandy iray ze nahababo azy izy, fa tna solafaka ary tsy te hisaraka @ le bandy izy nefa ny vadiny itako tsy foiny ihany, miandry ze vokany hono izy na tiany aza ny vadiny .
7. andrywui ( 02/05/2013 11:02)
naturel zany sady normal ka ,,,hena kisoa foana ve no atao laoka ? mba mila ro mazava sy angivy ko ndray2 e sa aona shannie ?
8. rakotobe425 ( 10/07/2013 09:50)

Miodina izy satria tsy nomena fahafinaretana ara-nofo sahaza azy(tsentsitran firaisana, filalaovana fory sy nono).Angamba koa voalatsalatsa. Na misotro toaka ny vadiny dia tsy mahavita ny anjara firaisana takin'ilay eo anelakela-pe
9. shannie ( 11/07/2013 07:17)
Rakotobe> mba ataovy maontina kousa mo lay fanehoan-kevitra e.

Fa tsy ho voatery fo firaisana ara-nofo iany koa anie no atao oe fahafinaretana e, mahalaza zavatra betsaka io. mety mba tia hanaradamaody koa izy ohatra nefa noho ny adidy maro samy hafa ao antokatrano dia tsy maharaka i ramose, misy manome izy any ankafa dia roboka, nefa tsy tokony animbana ny tokatrano izany. maro ny antony mahatonga azy hiodina fa anjaranao no tena maita oe inona no banga @ vadinao ao antokatrano ao, na koa mety efa toetrany fa tsy fantatrao, io mantsy lay oe tanana zatra mitsotra tsy afaka mivonkona intsony. nefa koa ny tarehy ratsy tsy azo ovaina fa ny toetra ratsy azo ovaina hoy ny fitenenana. (ny tarehy ratsy ary zao efa be mpikarakara ko, lol) dia ento ambavaka ko izy mba tsy hiodina eh.
10. vale ( 11/10/2013 09:29)
matetika efa maditra mihintsy ilay vhv fa mety tsy nahavita ny ditrany fa tonga dia nanambady, dia na dia efa manambady aza dia mihetsika ny hadalàny, lolllllllllll
11. hadji ( 11/10/2013 10:07)

vale:

matetika efa maditra mihintsy ilay vhv fa mety tsy nahavita ny ditrany fa tonga dia nanambady, dia na dia efa manambady aza dia mihetsika ny hadalàny, lolllllllllll
ka izay koa angamba izy vao mazoto hanivana......................
12. vale ( 11/10/2013 10:13)
e!e!e ditra izany kouh, hisivana inona eo intsony, ny tokantranony tsy azony hariana, fa ny ditrany tsy mamela mahazo azy
13. hadji ( 11/10/2013 10:20)
ka ireny ilay tsy ampy tondraka dia antitra vao manaonao foana tsy kely veta fa baofy veta e
14. andrywui ( 11/10/2013 10:40)

hadji:

ka ireny ilay tsy ampy tondraka dia antitra vao manaonao foana tsy kely veta fa baofy veta e

Rah te ho ampy tondraka nefa teho fidèle de mividiana zany goder i bofy be ,,ny adidy vita honnête nefa ny fafinaretana azo goder
15. vale ( 11/10/2013 11:38)
hihihihihi, mampiome nareo! ^^
16. Isabella ( 15/10/2013 08:53)
ka mety misy zavatra tsy ampy ao na misy koa efa te haditra tsotr'izao e
17. RRR14 ( 22/07/2014 07:51)

Ny hitako @ manodidina alou dia ny vhv, raha miodina d misy avy @ fo ( coeur), fon fa tsy resaka sex zan no hiodonany. dikan'izany tiany ilay olon ivelan'ny tokantranony. Nef kou tian kou ny vadiny. samy tiany zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1389