Zay hono zany ry reto ny lohanle boay kely a !!!
1. andrywui
(
10/01/2013 21:32)
- oe tsy asiana kabary politika mitsy ny fety aannn !! kay nasiany ihany , sady zay tena hita tamn kabariny fa HILATSAKA HO PREZIDA LE NGAH KELY io , ny filazany anle lalana IVATO- TANA oe aharitra enimbolana ! nefa ny fifidianana efa lasa aminio !!ny dikanzany de oe za no nanao anio de za mbola eo afaka enimbolana !! tena mafy lou le ngah kely io ka ....atao okory re rey olona fa de eretana eo ty adalany vann ny hanao innn ary isika ee
répondu par hadji le 14/01/2013 07:20
5. andrywui
(
11/01/2013 11:11)
Fa innn kou ty atao ry hadji à ,maninn ra natao tokana fa tsy iray le question e .
Ny tiko resahana de zao ry hadji à vaovao ty n'y taona ,vaovao ko n'y fotopisainana ka tadiavinireto foza reto hobodoina le toerana ry hadji à tsy eketsika izany , alao mitsy hiverina i dada , ty le bitrolahy lava nify ty mintsy no tena fopla s'y bevaka be eto amn tanana e tokony amboarina lery io iainga any fa mapme be fotsiny eo ....sa aona ?

8. hadji
(
14/01/2013 07:20)
andrywui:
hadji:
ARAHABAINA TONGA SOA
Hon hon hon hon
Arabaina hadji ,tratrin'ny taona e huh
dia inona no makaza any ho any indray? Fa dia samy hotratran'ny fahanterana isan-taona e