Tononkalo be mpitia

1. hery ( 01/12/2012 10:28)
Ireto ireo tononkalo be mpitia ao amin'ny vetso.serasera.org hatry ny androany :-)

Ireo tononkalo be mpitia eto amin'ny serasera
1. AZAFADY (5)
2. JODASY MPAMADIKA (5)
3. Fanomezana tsy lafo (5)
4. Veloma ianao Shoan (5)
5. FANANTENANA (5)
6. tsy nampoiziko (5)
7. Iza le sipa (5)
8. Any an-tanindrazako any (5)
9. NENY TIAKO (5)
10. IZY INDRAY ANTSOINA ! (5)
novalian'i sahia ny 11/10/2019 10:11
2. karinah ( 30/10/2013 12:36)

hery:

Ireto ireo tononkalo be mpitia ao amin'ny vetso.serasera.org hatry ny androany :-)

Ireo tononkalo be mpitia eto amin'ny serasera
1. AZAFADY (5)
2. JODASY MPAMADIKA (5)
3. Fanomezana tsy lafo (5)
4. Veloma ianao Shoan (5)
5. FANANTENANA (5)
6. tsy nampoiziko (5)
7. Iza le sipa (5)
8. Any an-tanindrazako any (5)
9. NENY TIAKO (5)
10. IZY INDRAY ANTSOINA ! (5)

tsarabe daholo!!!
3. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 10:48)
Vitsy ny mpifidy d ireo tokoa no lany hatreto ! Samy tsara anefa na izany aza ! Tohizo hatrany e ! Hiala toaka izahay raha toa izao foana no iainana ato !
4. sahia ( 11/10/2019 10:11)
aiza no ahitana fa tononkalo be mpitia moa ireo notanisaina etsy ambony ireo? toa rehefa mitsidika ao @ ilay pejy misy ny tononkalo mants aho dia tsy mahita isan'ny olona mifidy ilay izy akory. Sa mety hoe izay tian'ny admin no hisafidianana ilay izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088