ZAY NO MALAZA BE AMZAO E ...
1. andrywui
(
18/11/2012 19:46)
Lehiben'ny dahalo i dada !! ...
mahoraka eran'ny tanana zany lety ry lereto a
gaga daholo hatramin'ireo mpikambana vitsivitsy tapaporohana TIM mbola sisa mamikotra ao aza oe innn kou ary ty hadalan'i dada fahiny !!
ka na hitory aza i Mamy rakoto ngah misy dikany inn tsony fa ny porofo efa mivaingana be I DADA NO TOMPON'NY VALABE ? FENO OMBY HALATRA TAO ANATINLAY VALABE ka mbola inn iany

répondu par xhavier le 06/12/2012 09:53
2. andrywui
(
19/11/2012 00:14)
rehefa vandana dia kary fa tsisy amboarimboarina eo ry lereto aa
efa hita fa misy tandrony eo ny dada nlisny mbola hosana hosana iany !! tsssshh vendrana
3. andrywui
(
19/11/2012 00:15)
ny an'i le cbd aza ao ambany ao de refa tsy manaraka ny dadany onyny olona de tsisy saina !! elah mitsy nefa no tena sain'angidina !! tsisy saina miasa fa itoeran'ny satroka fotsiny ny loha
4. milamm
(
19/11/2012 11:23)
aza de mirediredy refa tsy mahalala les wui a, araho eto
http://blogs.mediapart.fr/blog/philippe-divay/151112/madagascar-qui-profite-le-massacre-de-20-villages
http://blogs.mediapart.fr/blog/philippe-divay/151112/madagascar-qui-profite-le-massacre-de-20-villages
5. andrywui
(
19/11/2012 12:16)
milamm:
aza de mirediredy refa tsy mahalala les wui a, araho eto
http://blogs.mediapart.fr/blog/philippe-divay/151112/madagascar-qui-profite-le-massacre-de-20-villages
Ka tsy mahalala wawawa ana gazetina TIM ah ry milamn fa n'y ah tsotra fotsiny , idada nanamboatra VALABE ho atao inn ?? Entina hamoriana n'y omby rehetra any antoerana hono de amzay tsy robain'ny dahalo ,ozy i dada io à !
De refa nojerena aby n'y omby nolazaina oe atoby kay omby n'ny dahalo daolo izy tao. Dada nga sahy manoatra anzany fa ekeny zany ,
6. andrywui
(
19/11/2012 12:22)
Lisany Tim ato ane tsy mahalala nininnn fa mizesizesta resaka s'y miteriterikiho manambonimbony tena ato fotsiny no adinlisany fa tsisy politika milay zany e , afatsy i milamn iany angah no itako mba inteligent ,politicien milay ato ..... Hon hon hon hon
7. milamm
(
19/11/2012 16:58)
mba asio lozika fa tsy oaoaoa ny resaka lewui a, satria tsy misy akory ilay remenabila fa resaka tondro-molotra na fanasoketana maimaimpoana olona tsy eo antoerana akory no atao oe fiampangana tsy mitombona fa misy fanadihadiana sy famotorana ary porofo maripototra vao azo raisiny fitsarana ny fitoriana. Hainy rehetra ny manavaka ny voa-tsiparifary fa aza mandrera-tena mamafy habobo. Tsy politisiana akory za fa olompirenena tsotra leo ny tsy rariny tsindry hazo lena ataony mpanongam-panjakana fat malaso ambony latabatra (bolabola, andramena, ihosy sy betroka sy ireo faritra feno harena ahodin'izy ireo ho tombotsoany manokana nahatonga ny vonomoka ireo rahalahy sy anabavy any atsimo...) tsy tim na tgv na in fa miaina sy manaraka ny fiainam-pirenena tsotra. Na ny eveka aza efa miampanga tanteraka ny fat ao anatin'izany razanakolona, hpm ramaroson nefa niray vilia tao ihany ao raha... dia mandiniha @ zay fa ela ihany no miteny oe tsy ipetrahany satroka ftsn ny loha fa ampiasao hon hon hon
8. milamm
(
19/11/2012 17:15)
le wui manokana raharaha 07 feb 09 mikasika n'i lavanify sy lilyson
07 Février 2009 : on a bien tiré sur le Palais d’Ambohitsorohitra
« En effet, il n’est pas nécessaire d’étre un expert en balistique pour conclure que des impacts de balles sur la façade avant de la clôture du palais présidentiel d’Ambohit
sirohitra ne peut pas venir de tirs provenant de l’intérieur du palais et lors cette expertise j’étais présent sur le lieu. » Révélations du 5 novembre 2012
Ces propos sont ceux du Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina et nous ont servi de point de départ pour notre enquéte. Il n’y a pas trente-six millions d’options, soit le Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina a dit la vérité, soit il a raconté des bobards pour se dédouaner.
À Madagascar, comme il est inutile de compter sur une Justice aux ordres, nous avons donc décidé de mener notre propre enquéte.
Point de départ de cette enquéte donc, la façade avant de la clôture du palais présidentiel d’Ambohitsorohitra, comme précisé par le Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina.
1er cliché pris à 14 h 37 (avant la fusillade) (zoom sur le montant du portail)
Second cliché pris à 14 h 59 (quelques secondes après la fusillade)(zoom sur le méme montant)
Tout le monde a vu ces 2 photos, à l’époque et a priori, rien d’anormal, toute l’attention étant concentré sur le manifestant à terre et non sur le portail.
Maintenant sur les 2 photos on va zoomer au maximum sur le portail blanc métallique d’accès au palais, entre les 2 cabanons des postes de garde.
Plus précisément vers le montant droit (sur la photo) du portail, un peu en haut, au niveau des drapeaux.
1ère photo, impeccable, portail blanc immaculé.
Par contre 2e photo, et après la fusillade, le portail blanc plus n’est plus immaculé du tout, il y a un impact qui n’y était pas 22 minutes avant.
À ce stade de notre enquéte, Charles Andrianasoavina n’a donc pas raconté des bobards : « les impacts de balles sur la façade avant de la clôture du palais présidentiel d’Ambohitsirohitra ne peut pas venir de tirs provenant de l’intérieur du palais ».
Il y a bien eu des impacts sur la façade de la clôture et ces impacts ont été faites par des balles tirés en face du palais.
Alors, qui a tiré ces balles ? La encore, il n’y a pas 36 millions de possibilités : si ce ne sont pas les gardes présidentiels, ces tirs proviennent soit de la foule qui avançait, soit des bâtiments environnants.
Le Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina fournit lui méme la réponse : « Par ailleurs, le Commandant René Lylison de Rolland urbain, au moment des faits adjoint du commandant de Groupement de Gendarmeries de Tsiroanomandidy était présent à Antaninarenina le 07 février 2009 avec des gendarmes armés ne faisant pas partie de l’EMMONAT ;
Ces éléments armés commandés par le commandant Lylyson se sont postés dans tous les bâtiments entourant le Palais d’état d’Ambohitssorohitra : Ex Siège du PSM, Trésor public, ministère des Finances et Hôtel du Louvre et ont tiré sur les Manifestants par derrière et de flanc expliquant les impacts découverts sur la façade avant de la Clôture du palais. »
Dans un endroit comme ici ?
Fin de notre enquéte.
A ce stade, la version « officielle » stipulant que c’est la Garde présidentielle de Marc Ravalomanana qui a tiré sur la foule est fortement sujet à caution.
La Justice bananière malgache aux ordres va bien sûr ignorer superbement cette enquéte et faire comme si ces preuves à charges n’existaient pas.
Pour les autres institutions judiciaires internationales un peu plus sérieuses, nous mettons gracieusement à disposition ci-dessous les 2 photos originales. Les données EXIF font foi de leur authenticité.
http://www.tananews.com/2012/11/07-fevrier-2009-on-a-bien-tire-sur-le-palais-dambohitsorohitra/
07 Février 2009 : on a bien tiré sur le Palais d’Ambohitsorohitra
www.tananews.com
« En effet, il n’est pas nécessaire d’étre un expert en balistique pour conclure que des impacts de balles sur la façade avant de la clôture du palais
9. milamm
(
19/11/2012 17:26)
ny atao oe tsiambaratelo de otrizao le-wui a,
ZAVA-DOZA MISEHO ANY @ FARITRA ATSIMON'I MADAGASIKARA
MITANTARA i D’GARY (Mpanakanto malaza eto Madagasikara sy any ivelany)
Dia toy izao ny tohin'ny resaka Betroka, satria nisy ramatoa fianakavianay zay tonga teto A/vo tamin'iny herinand
ro iny,zay avy ao amin'ny Fokontany VOROMIANTSA no nitantara bebekokoa ny zava-nisy tany nandritry ny asan'ireo mpitandro-filaminana(forces spcecial).
-Rehefa hiditra amin'ilay tanana reo gendarmes-militaires dia mifehiloha mena daholo ry zareo, mifehy lamba mena koa ny eny amin'ny basin-dry zareo ary mifehy lamba mena sy mainty ny tanan-dry zareo havia-havana.
-T'isy fanontaniana an'i Remenabila fa tonga dia mampihorohoro sy midaroka ,dia nisy tovovavy kely iray (13 ans) teny ambaibo(an-tsaha), notifirin-dry zareo fa tsy voa ary tonga dia nandositra tany anaty ala lay ankizy vavy kely ...roa andro izy vao niverina tamin'ny fianakaviany(roa alina tany anaty ala), nisy jabely (vao avy niteraka roa volana) tsy nomena bodofotsy fa lamba flanelle iray ihany fa dia niaraka tamin'ireo fokonolona tany anaty ala koa nandositra.
-Alohan'ny handoroan-dry zareo ny tanana dia alain-dry zareo daholo aloha zay entana saro-bidy toy ny "volamena-volafotsy(vangovango),lamba flanelle....zay tsy zakan-dry zareo dia atsipitsipiny toy ny lamasinina fanjairana ...dia rehefa avy eo odoran-dry zareo amin'izay reo tanana rehetra na ny lakilasy (ecole), hatramin'ilay drapeau-n'ecole, may daholo ny copie, ny bokin'omby (cahier de bovides),tahirim-bary, tahirim-balahazo....
-Ny tao amin'ny komitim-ponkotany ASELY ,dia nisy lonaky (olo-be) iray tsy nety nivoaka ny trano tonga dia nisintonin-dry zareo tao an-trano dia nokapohan-dry zareo tamin'ny vodi-basy, dia nofantsihan'ny tamin'ilay fantsika (tamin'ny latognambaravarana) ny lohany ,rehefa avy eo notapahin-dry zareo ny filahiany (ny sex), dia nampidirin-dry zareo tao anaty ny kidoro lay rangahy f'efa mitsipatsipaka dia nodoran-dry zareo amin'izay ary notifitifirina .
-Ny tany amin'ny komitim-pokontany Bekivozy sy ny tany amin'ny Fokontany MIARY dia nanaovan-dry zareo ny tifitra lance-roquette,grenade.
-Ny foko Zafindrav'ala amin'iny faritry Dist-Amboasary-sud iny dia tena tratran'izany heri-pamoretana zany daholo ,ny tao MAROMBY ohatra dia betsaka no maty voa-tifitra .
Tsy mbola fantatra loatra ny isan'ireo nosamborin-dry zareo ,satria tamin'ny nanombohan'ilay dian-dry zareo hoan'ny amin'iny faritry an-driry iny dia zay olona avy avy antsinanan'ny Betroka (an-driry),hamonjy tsena ... tonga dia samborin-dry zareo daholo.Tsy mahagaga moa fa ny mpitarika(guide) ndry zareo koa dia olona avy amin'ny foko antanosy,dia mandeha ny tondro-molotra.
Ka ny filazan'ireo havanay dia f'efa mahatratra 45 no isany nosamborindry zareo, ny telo amin'ireo d'efa nalefa Tsiafahy, tsorina etoana fa ts'isy vita fitsarana daholo reo rehetra reo ,ny vahoaka reo koa dia tena tsy mifankahita ny avy aty amin'ny vill-Betroka sy ny any ambanivohitra satria samy matahotra ,na dia ny samy any ambanivohitra torak'izany koa, na ny mpivady tsy mifankahita ,ny zanaka sy ny reny satria samy niparitaka any amin'ny zay andosirany (anaty-ala) .Mampalahelo !
Fa ny mahagaga dia fa nahoana ny foko Zafindrav'ala ihany no enjehina,dorona trano,vonoina...??? .
Ireo olona ireo dia an'ny anaty ala no matory hatr'izao satria mbola matahotra-be, dia ny hariva iny izy ireo no maka balahazo zay eny an-tsaha hohanina ,ts'isy lamba isaforana...nefa zao fotoanan'ny fahavaratra, hatramin'izao tsy mbola taitra ny croix rouge !
Dia ireto zany ny fitambaran'ireo Fokontany sy ny komitim-pokontany may (16) :
Voromiantsa, Miary, Bekivozy, Asely, Ambaro-atety, Ambaro-ambany, Mahatsinjo, Manombo, Agnezan-dava, Ambatomazaka, Morafeno, Egn'omby, Amboandelaky, Abetsizaray, Ambaibo, Ambalasoa .
Ny isan'ireo olona tsy mana-kialofana : 4557.
Fa raha ny mikasika ny eny amin'ny ilan'ny antsimo-andrefana-Betroka - CR-Analamary, Fok-Ankilimary dia tena habibiana sy fandraisana-tsolotra ka tsy ho voatantara eto fa efa misy ny PV zay hatolotro anareo .
Dia mamerina fanindroany fa fisaorana lehibe no atolotro anareo," sitraka hoentina matory ka ho valiana isaky ny mahatsiaro ".
Misaotra betsaka amin'ny fiaraha-miasa .
Mirary soa
http://fanambinanamadagasikara.blogspot.fr/2012/11/tsy-rariny-intsony-kosa-e.html?spref=fb
miverina ao antsainy rehetra ny nanomezany lavanify alalana ny op.tandroka an'i lilyson(ravaravao ny tanana aripaho zay tsy manaiky de lazao oe malaso izy ireo avy eo ... efa nahazo tambi-karama be volany mpandoa hetra Malagasy sy tsolotra ry lilyson nefa toa tsisy azo akory ze dahalo)
ary ny fifampiraharahana nataony beriziky talohan'izany

10. andrywui
(
20/11/2012 12:43)
-Rehefa hiditra amin'ilay tanana reo gendarmes-militaires dia mifehiloha mena daholo ry zareo, mifehy lamba mena koa ny eny amin'ny basin-dry zareo ary mifehy lamba mena sy mainty ny tanan-dry zareo havia-havana.
mba mahay angano sy arira kosa ny source ndra milamm zany ka !!
tananan-dahalo no nodorana sy nopotehina fa tsy anoul civil ry mlamm a ,
sady tsy aleo ve aripaka any ny ratsy fa mandripaka vahoaka madinika fotsiny e ,
tadidio fa efa 875 izao no olona tsotra tompon'omby na mpanaradia omby efa maty novonoin'ny dahalo tao anatin'ny telo taona farany ty !!
dia mbola mahafaly ihany ve ny hanohizandry zalah anzany ??
tsisy havanareo manko no tetehandry zalah dahalo amin'ny famaky sy fibarana otran'ny hena any de mahay miteny nareo!!
fa raha ny anabavinlah na ny mamanlisany ry tim no kapakapain'ireo dahalo famaky sy fibarana tombotombohany lefona ataon'ny dahalo otran'ny hena avy eo andrahoiny de asainy hohanin'ny olona ao atrano ihany rehefa masaka ilay olona!! efa nisy zazakely koa nandrahoindry zalah otrizany de asainy hohanin'ny ray amandreniny !!
raha eo aminareo no miseho izany de haka megaphone mitsy angamba nareo hiantsoantso sy hitomany mafy oe aripao aripao reo dahalo reo !!
satria may ny hanakiana foana nareo fa tsy mipetraka amin'ny toeran'ny vahoaka de be wawawa sy be resaka mandany kaloria amin'ny resaka tsy minday pasazy eto !!
iza no tompon'antoka voalohany mamporisika anireo dahalo hangalatr'omby hameno an'ilay valabe ? i dada hono zany !! satria anazy ilay valabe maudit !
bras de fer io !! na ireo vahoaka madinika mpiompy omby tetehan'ny dahalo otran'ny hena sady alaina ny ombiny na ireo dahalo enjehan'ny miaramila foanana sy aripaka !! tsy maintsy izay izy !! efa fantany izao ary fa ho avy ny miaramila de mbola mahasahy mijanona any andavabato ihany ry zalah hanohitra !!
11. andrywui
(
20/11/2012 12:46)
de aza mitapimaso otran'ny soavaly fotsiny ry zalah fa mba ampiasao io loha io a !! itoeran'ny satroka fotsiny ve ??
12. milamm
(
20/11/2012 13:13)
miteny irery v le wui sa tsy miasa intsony ny betro fa itoerany satroka ftsn e,
efa ny amnesty international zao no manamafy ny loharanombaovao (mukoza)any ifotony nandefa azy any @ amerikana sy ny vondrona eropeana nefa ela miogaoga ao ambadiky ny ordi ftsn fa tsy taiza n'aiza nisavasava ny marina
http://www.tananews.com/2012/11/amnesty-international-des-personnes-agees-et-des-enfants-tues-ou-brules-vifs-par-les-forces-de-lordre/
averiko ihany natao isainana ny loha mba tsy iteny2 foana lol

13. andrywui
(
20/11/2012 15:00)
mlamm a !! ... mbola ankety be io fa tsy oe refa nijery ny tena fiaingany akory ny amnesty international de hoe velona ny zanak"i dada !! non non non mbola ijery ny antony namonoana sy nandoroana ny tranon'ireo dahalo ny amnesty inter alou de ho itany amn fanadihadiana eo ireo olontsotra matin'ny dahalo tetehiny sy andrahoiny anaty vilany !! de ireo amnesty ireo ndray aza zao no iteny oe tena aripaho any tokoa fa tsy mamango reto dahalo ireto !!
raha halatra omby tsotra fotsiny anie nbo ataondry lerony de tsy nampaninnn mihitsy ee fa tsy maintsy asiany misy vahoaka maty foana 5 , 10 isaky ny tanan androbany ! izy anefa mandroba tanana iray roa isan'andro mifindrafindra !! de firy eo zany no efa matin'ireo DAHALO AROVAN NY ZANAKY DADA REO

14. milamm
(
25/11/2012 15:26)
fanadihadiana no nataony alohany itondrana izany @ sehatra iraisampirenena no nataony amnesty int. le wui sao tsy azonty ndray tsisy na kely aza resaka Atoa. Ravalomanana sy ny zanany tao fa aza mamorona
15. milamm
(
25/11/2012 15:41)
fikambanana mahalala izany zon'olombelona sy miaro izany izy ireo ary mahalala lalana vao mamoaka vaovao sao tsy fantatry wui manao vavany mpitaty ra-kena
16. andrywui
(
25/11/2012 21:01)
milamm:
fikambanana mahalala izany zon'olombelona sy miaro izany izy ireo ary mahalala lalana vao mamoaka vaovao sao tsy fantatry wui manao vavany mpitaty ra-kena
innn kou no eo fa ivarotan'i dada habobo hatramin'ny vazah any zao de ilazany anzao atsanga tsy amanorana rehetra zao ny vazah tsy mahalala nininn oe reo dahalo reo anie zavatra oul gentil be e fa tifitifirin'ireo tgv reo fotsiny nefa olona efa anjatony zay no matiny
tena mahagaga le politika fa refa misy mapetipety andry lerony dehatramn dahalo mpamono olona sy mpitetika olona mpangalatr'omby aza harovana !! mahagaga mitsy kah
17. xhavier
(
06/12/2012 09:53)
raha miteny izany ny olona tsy miaro ny dahalo fa milaza zay fantany toa anao io samy manana zay fomba fahitana azy ny olona rehetra ny anao zao de ireo omby nagalarina sy miaramila maty ihany no hitanaory lewui ary ny sasany kosa de ny civil tsy manantrano sy maty no hitany i ravalo anie tsy hitanao tany zany ka nanome baiko ny dahalo na nanome basy azy ireo fa misy kosa ireo mpanao poloitika zay fantatry ny olona any atsimo tsara hitany isan andro mifampiraharaha amin ireo dahalo zay tsy voateny eto mintsy kanefa anisan ny tompon antoka amin io reska io aza manao affirmation gratuite ry zalahy ah sao hadinonareo ary misy satelite ao ambony ao (google earth a temps reel ampiasain ny NASA) zay nampiasaina tany Soudan tsy misy miafina anie io e