hay ve lilyson sy lavanify no tompon'antoka 07 fev 2009 e

1. milamm ( 12/11/2012 17:23)
http://www.basyvava.com/2012/11/12/ampamoaka-lt-colonel-charles-mety-hiafara-amin-ny-famonoana-azy/
répondu par misratana le 04/12/2012 09:23
2. sitlo ( 12/11/2012 23:38)
Ilay izy aloha maro ihany no tsy manohana an'i TGV intsony fa saingy tsy sahy miala satria niara-nihinana tao ihany.
Raha ny fomban'ny goaik'antitra mpanao politika dia miandry sy manohana an'i TGV ho prezida aloha izy dia avy eo maka toerana: depute, minisitra, senatera, directera, ben'ny tanàna sns
Dia rehefa azo ny toerana clefs tahaka ny fahefana mpanao lalàna sns dia maka tombony amin'izay: indemnité de logement, indemnité de sejour, 4x4, fampiakarana karama, heure supplementaire, jiro, rano, gazy, na telephone portable aza mbola ny fanjakana no atao miantoka.
Raha manaiky ny executif dia tahaka ny fotoan-dRatsiraka: na ny zanaka minisitra aza manana garde de corps entoan'ny fanjakana, sady priorité ny tomobil andehanany rehefa mandeha mianatra.
Raha tsy manaiky ny executif dia tahaka an'i Zafy Albert: esorina sy soketana amin'ny lafiny politika.
Ary raha fetsy ny executif, ka mameno ny toeran'ny fahefana mpanao lalàna amin'ny olona atokisany, dia tahaka an-dRavalomanana. Lazaina fa monopole sy dictateur.

Anjaranao no maminany hoe iza amin'ireo fomba telo ireo no hitranga.
3. milamm ( 13/11/2012 19:00)
zay tokoa efa amorontevana satria tsisy amatsy saosy fifidianana na 1 aza ny mpamatsy vola any ivelany tsy voahaja ny volavolandalana 17-20, ttsy nosoniavina tondro-zotra voaporofo hatrany koa ny fanimbana taorina 2009 maha tany tsy tan-dalàna sy gaboraraka ny lehibeny fitsarana CCO krisy no mitsara filohampirenena ny polisy no nahafaty mpitsara namono ankitsirano Itpkl M. Rehavana, lylison Ambohitsirohitra 07/02/09 sy op. tandroka vono moka ny mponina any atsimo afera remenabila tsy mety hita (fiction) Betroka Ihosy
4. andrywui ( 14/11/2012 08:57)
resaka bandy panamaina kou ny ato zany re oul fa aleo miainga tany a

iza no tian-dramilamm ny vahoaka ampolony isambolana aripaky ny dahalo
sa ny dahalo mpandripaka aripaky ny prà sy ny bodika ???
5. andrywui ( 14/11/2012 09:01)
de mba ajanoninareo sy ra sitlo oa le maina refa tsy zaka fa mapitapy io , mbà hendry zoky aa lasa miteniteny foana mitsy lisany !!
07 fevrier zao no probleman'i dada aminizao kendain'ny sud aff atsy fa nitory tany ireo famillen'ireo maty naripany teo Amb/tsorohitra ko , efa voaporofo zany zao fa ry dada sy ny akamany no nandripaka tany ka lilyson a lilyson !! taiza zao no nahitanlah anio source fopla b io ramlamm ?? mba fantaro ze vaovao alefa ry bandy fa lasa manakorotana saimbahoaka ,efa hita fa dada no mpamono olona eto de mbola ovaina amin'ny lou garou be iany oe i lilyson e lavanify ee
6. locl ( 14/11/2012 10:39)
Voa indray i ra-wui dia milaza fa mpanamaina ny olona
7. andrywui ( 14/11/2012 23:46)

locl:

Voa indray i ra-wui dia milaza fa mpanamaina ny olona

An an an lty ralocl fa ry lerony no tena dizina b eo de manao lou garou fotsiny eto à . Zah gentil !!
8. cyril ( 14/11/2012 23:54)
elà gentil fôna na dizina na ts dizina, charles nge capsat tsy tapenam-bava rawiwi a
9. cyril ( 14/11/2012 23:59)
gadrao ndray nedala dia tortureo ho faty mitsy amzay fa tô aotsan'lery daolo ny topotseza
10. andrywui ( 16/11/2012 08:24)
Racharles zany less efa pelaka kely pédé kely sisa n'y anarany fa tsy miaramila tsony à , zaranlery aza tsy daitra fa mbola b wawawowow etsy seroa iany , izy bainn no hiotsana mialohan'ny ahotsany eo ra mbola miseho manindry bandy eo à , misy havanlery ngah eto ka hitsitsy azy , efa ni pitié azy n'y oul de tokony mlamm lery any oany fa tsy iaingaainga be ndray tsssssshhh bandy mapme
11. milamm ( 16/11/2012 14:07)
toetsaina andevoziny fat toy zao nge no mahajamba ny masony wui fa tsin e, Atoa Ravalomanana nga nitondra olona teny Ambohitsirohitra sa nibaiko ireo sniper-ny lylison? sa koa naniraka ireo milisy nanao op.tandroka avy any afrika atsimo? izy koa ngamba no nanao sonia tany N.Y momba ny fanajana zon'olombel sy ny ain'ny olompirenena (na ireo malaso aza tafiditra ao anatiny zany mandalo fitsarana fa tsy fitsarambasy). Fandoroana tanana atr@ 26 jona 09 sy olona ary ireo tanana any atsimo sy vonomoka nandritra ny 2009-2012 dia tsisy idirany Atoa Ravalomanana na kely aza efa voasambotra izy otrizay TPI raha marina io, nefa ifatratra any @ lavanify na ho ela na haiongana ny rihitra satria izy no tompon'andraikitra voalohany
12. andrywui ( 16/11/2012 15:57)
Ary toa mipapapapan'ny taoatra be ise zany ramlammm à , ipoitra eto tokoa izy ty fa ireo olona anjatony novonoin'ny dahalo refa manafika mba hamenoana omby anle VALABE de Sady mamono olona ,, n'y faty olona anjatony teo ambohitsorohitra ifatratra ani amn dada daholo
13. milamm ( 19/11/2012 17:48)
efa atr@ 2009 niakarany ty fitondrana mihosondra ty no fantatra fa tsy voarara nge ny mamorondainga sy manome tsiny tsiny hafa refa diso nefa misy farany jiaby raha atao efa manomboka mikatona ny ridao efa tafakatra any @ fitsarana iraisampirenena ny fitarainana fa aza mihorohoroho alohany fipoahany e aza maimaika fa ho avy tsy ho ela io
14. misratana ( 04/12/2012 09:21)

milamm:

efa atr@ 2009 niakarany ty fitondrana mihosondra ty no fantatra fa tsy voarara nge ny mamorondainga sy manome tsiny tsiny hafa refa diso nefa misy farany jiaby raha atao efa manomboka mikatona ny ridao efa tafakatra any @ fitsarana iraisampirenena ny fitarainana fa aza mihorohoroho alohany fipoahany e aza maimaika fa ho avy tsy ho ela io

Ny mampme an'ny ekipan'ny MATY (Tim na Tim avadika) mpiady amin'ny FATY dia milaza ny MARINA ry zareo MATY fa ny FATY mandainga nefa 4 TAONA zao no nilazandry zareo ny marina sy ny nilazan'ny FATY lainga fa tsy misy mety MIHAINO mintsy ny MARINA nolazain'ny MATY satria nahoana???
NY MARINA TSY MBA MATY (TIMA), zany hoe tsy tompon'ny marina zany ny MATY adven'ny FATY
15. misratana ( 04/12/2012 09:23)
Novonoin'ny FATY ny TIM (a) de lasa MATY!hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.691