gaga ireo nanao fanadihadina fa tena hita tsara iz...

1. andrywui ( 11/09/2012 11:10)
gaga ireo nanao fanadihadina fa tena hita tsara izao ireo miaramilan'Ambohitsorohitra nitifitra aveo ambaravarakely (tsisy anzany teo am shoprite nisy hafa nitifitra zany ) resaky ny mpiondana zany (ze marina tenenn ee)
sady tsy ho savoritahan'ny oul eo kou ve raha eo am shoprite eo izy no hitifitifitratra eo tamreny kitifitifitra bean'i dada teo Ambohitsorohitra reny ee basy mipoaka be iny ve tsy ho re oe ilery no nanapoaka teo na i lery !! ka aza miteniteny foana ee

zao zao itan'ny oul ny porofo , hivoaka tsy ho ela izy io ary ho ampahafantarina ny rehetra !! de asa innn ndray no lazain'ny mpiondana zao !!!

ty resaka ty ane tsisy oe andrywui tsy tia an'i dada8 na tsy tia aniry fa ny marina ihany de tsy mitapimaso tokana ka na de efa hita fa lalandiso zao aza de mizotra mizotra ihany
répondu par hadji le 01/10/2012 07:47
2. hadji ( 11/09/2012 12:52)
iza no naniraka hoe mandehana tafio ny lapa ?misy mpiambina ve izao Ambohitsirohitra sa tsia?Misy midira ankeriny ao hoe ianao jerenay e! Malaky ange r ise a
3. andrywui ( 13/09/2012 11:12)

hadji:

iza no naniraka hoe mandehana tafio ny lapa ?misy mpiambina ve izao Ambohitsirohitra sa tsia?Misy midira ankeriny ao hoe ianao jerenay e! Malaky ange r ise a

Hadji a tsy fialana milay zany satria izao !
asa na efa nanao miaramila enao na mbola fa misy ny atao hoe sommation eo amin'ny tafika rehetra ,na polisy na miaramila na zandary , raha ny tena izy aza ny tena lalàna dia in-3 ny sommation vao afaka mitifitra (amin'ny tongotra) ny mpitandro filaminana !

ka inn ty vono olona amanjatony tsisy sommation, tsisy lakrimm farafaharatsiny , tsisy balle caoutchou , tsisy fitifirana amin tongotra , fa tonga de matesa any daolo ry Malagasy ? jereo fa misy étapes efatra na dimy mbola azo hanosehana ny vahoaka ireo vao mamono olona !!
-raha ny mpigrevy rehetra eranizao ttlo zao ve no tonga de vitaina otranireny daolo vao mietsika tsy ho ringan'ny mpitondra ny vahoaka ao aminy ??...
4. hadji ( 13/09/2012 13:40)

andrywui:

Fanotaniako anao efa nanao miaramila ve ianao ? sa mahafantatra ny asa momban'ny sécurité
5. andrywui ( 14/09/2012 12:23)
efa nanao miaramila?? mbola miaramila hatramzao ah rah tin'i hadji ho fantatr e efa ela tao am miaramila ah bainn a
6. hadji ( 14/09/2012 14:20)
miaramila sandoka ve sa taranaka mpanotra
7. dadabe ( 24/09/2012 10:09)
sao d i andry le tany sina fahiny ty leuleu
8. andrywui ( 24/09/2012 22:06)
hadji a ! aza miresaka resaka miaramila amiko enao tompokolahy ! fa zanaka miaramila manamboninahitra sady miaramila ah no miresaka aminao!!
fa mila sommation vao mitifitra , ary mbola tongotra alou no tifirina fa tsy vatana ,
ary raha misy mou ny balle caoutchou de ireny no alefa alou na lakrimmm ity lakrim ty no voalohany
,, ka mbola hilaza inn ndray i hadji ?? sa le tonga de vitaina amn balle reel iany no tinao ???

sao kosa ary de mba anisan'ireo nitifitra teo ambaravarakely ambonin'ny lapa teo koa ary ty hadji ?

zao fotsiny hadji a samy mijinja izay nafafiny ny oul !! ok ?
ka na iteny innn na iteny inn hiteniteny fahatany eo de ny preuve ihany no miteny !!! zay ko no hanaovana ny enquette !!

kobo be anie fa maka namana hiara tsy hop fidiana i dada de io midongy be mirirotra io ee de sitrany ahay mba samy KO hehehehe kobo dada !!
9. hadji ( 27/09/2012 03:40)
SAMY ZANANY ISIKA ZANY ARY HAIKO TSARA NY DROIT PENAL FA IO TOE TSAINAO IO TSY TOETSAINA MIARAMILA
10. andrywui ( 27/09/2012 09:08)
ouudrryyy ary toa entimpo be hadji zany sann'à , ,, droit pénal ,, ?? Resaka sommation s'y zone rouge n'a zone vert no resahantsika tonton à ..ary mikalmeva eto fa tsisy Samu hamonjy ato à
Zah mitsy no miaramila oa , tsy azonao tifirina direct zany n'y mpanao manifff n'a aiza hanaovany azy n'a aiza fa misy moyen bedeb azo,atao hanaparitahana n'a hampirecule azy refa tsy mandaitra n'y sommation atao ,,sa ve le mamono Malagasy no tena mahafinatra anareo s'y n'y dadanareo e ,, oe jereo malagasy anjatony no matinay notifitifirinay ,,zay zany no tena maha fière anareo ry rahalah ???
11. hadji ( 01/10/2012 07:47)
mba tantarao anay hoe inona noataonao raha misy olona tonga manafika ny camp anareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6512