dada oa aza mbola maimaika hilatsaka zany fa....

1. andrywui ( 05/09/2012 19:30)

Mbola maloto akanjo. Sady mbola bokatrosa

répondu par hadji le 14/09/2012 14:22
2. hadji ( 06/09/2012 04:44)
OMEO SAVONY ANASANY AKANJO R ISE A
3. andrywui ( 06/09/2012 22:01)
afaka manadio tena izy r'ise raha manana savony zany a
fa lehilah lebe efa fotsy volondoha, fotsy volontratra, fotsy volompe ... iny ve ho ampandroana sy sasana akanjo ndray fa aleo izy hasiso any !!! ireto izao misy fika renirano be azo handroana hidiovan'i dada

renirano voalohany : manantona ny havan'ireo maty izy (zay no tena eau de javel) de mifona sy manao joro na manasa ny havan'ireo maty amin'ny fomba malagasy !! fanasana akanjo voaloany zay !!

renirano faharoa : mitalaho amin'ireo mpitondra fa hanonitra an'"ireo vola be nalainy de mangataka mba tsy ho enjehina intsony refa voaloa io vola be io !!

mety mba hadiodio ratsy izy avy eo
4. dadabe ( 09/09/2012 18:34)
AARY ELAH ALOHA VE EFA NANASA AKANJO RY BAININA ?
5. andrywui ( 09/09/2012 19:28)
Zah less Sdf à ,mbola itady asa amlah ah zao kou ,, klôsara ve less zah de hadio à , mitovy zahay sy dada ,,ze adala no toa andrainy
6. hadji ( 11/09/2012 15:34)
dadabe a sao dia efa mipika ary ra andrywui io e
7. andrywui ( 13/09/2012 11:19)
hadji a __)) i dada no tena mipika raha resaka mipika no atao satria efa itany izao ny tenanay fa maloto tamnireo vono olona bedebe natao en plus mbola nangalatra vola amina miliara maro
de ny hisisika sy hidongy hody iany no ataony !!

iza zao amzany no tena mivika amlisany ??
8. hadji ( 13/09/2012 13:48)
raha tsy ampy bilao ise avia aty fa soloinay fantsika e
9. andrywui ( 13/09/2012 14:27)
Mamangy amn fahorina alo amty dada vokenda pasiporo ty de aza misosoka tsony f omeko , solondranombary tsy masaka eo iany e

Zay no.vaovao lebe alou zao de maereza ee
10. hadji ( 14/09/2012 14:22)
vaovao kely io r ise a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.639