Misokatra izao ny dossier momba an'ireo olona voatifitr'i dada teo Ambohitsorohitra !

1. andrywui ( 05/09/2012 10:37)
- Otran'ny elabe le resaka ka de avoaka ho fantabahoaka aminzay zany ny tena isan'ny olona maty voatifitr'i dada sy ny porofo fa i dada sy ireo tompomenakely no tena nandripaka olona teo Ambohitsorohitra !
raha araka ny tatitra oe dia kay zany naeno fotsiny ireny oe isan'olona voatifitra ireny fa kay tena anjatony no maty ary be de b ireo nobatain'ny miaramilandravalo niditra ao andapa ny fatin'ireo TGV nitolona mba hanena ny isa avoaka (mbola i dada no teo amn fitondrana)
tena zavadoza fa kay de olona tsy toko tsy forohana no maty teo !

de aiza tsony ary no vintana ahafahan'i dada hiditra eto amin'ny tanana !

-- kou tsy vao etsy Ivato de hanangatra aminy daholo ny matotoan'ireo faty bobaka be ireo hahahahha voakendakenda manenganiny eo
répondu par hadji le 13/09/2012 13:50
2. hery ( 05/09/2012 11:23)
Fa angaha nohidinareo tao ilay dossier no nanjary nisokatra?

Aleo hisokatra hibanabana daholo ho'a. Dia aleo hisokatra koa Ivato dia alefaso direkta eny amin'ny fitsaràna dia tsarao raha meloka...

Fa matoa tsy avela hody dia mbola matahotra ny tena fisokafan'ny tena dossier ny TGV. Ho traingo ao daholo mantsy.
3. hadji ( 05/09/2012 13:16)
marina izany raHery a mangovi dava ireo e TGV ange ka tanora gaigy voalohany e
4. limena ( 05/09/2012 15:08)

hadji:

marina izany raHery a mangovi dava ireo e TGV ange ka tanora gaigy voalohany e

Ny tsy azoko d izao e! misy lalàna ve milaza fa azo atao ny manafika Lapa e?,izany ve tsy mitovy @ dahalo manafika tanànan'olona? Tsy hiditra lalina @ le nolazain'i Kly Charles hoe rizareo ihany (TGV io) no nitifitra olona avy aty aoriana, tsy maintsy mipoitra ny marina na ho ela na ho haingana, ireo olona natao sorona hangalaram-pahefana mampahantra ny Malagasy @zao fotoana izao no mampalahelo, araraotina ny habadoany..indrisy....Ao Andriamanitra mahita fa misy valiny avokoa ny rehetra atao na dia eto ambonin'ny tany aza.
5. hadji ( 05/09/2012 16:28)
asa aloha na azo atao izany fa milaza izy dia miteny hoe tsy tompon'antoka HONO IZY E fa iza no nitarika ny vahoaka ho eny antaninarenina sa ny av7
6. andrywui ( 05/09/2012 16:30)
Zavadoza oa fa olona anjatony efa vita porofo fa tsisy famaliana be tsony no matiny ,,tsy ny TGV tompoko hery no nanao ny fikarohana fa ireo firenena teaita ny marina donc any ra teitaraina ..
7. andrywui ( 05/09/2012 16:32)
Fa de ipoitra zany ny marina ,,nisy mpanao gazety vahiny bedebe rahateo nigalera tamn bala teny ..
8. hadji ( 05/09/2012 17:28)
ka asehoy aey lay porofo e
9. hadji ( 05/09/2012 17:30)
porofo aiza e?
10. andrywui ( 05/09/2012 19:22)

hadji:

porofo aiza e?


Hadji ---)) akanga alou
11. dadabe ( 09/09/2012 18:38)
reketo ny kombaka


aleo haka pilasy d ihinana pop corn
12. hadji ( 13/09/2012 13:50)
dia tena naka pilasy tokoa bainina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937