Ny antony tsy ahafan-dravalo hilatsaka

1. ronaldo09 ( 31/08/2012 11:42)
Nandihy tsy afa-tavony raha izay no ilazana ny filoha teo aloha Ravalomanana raha naheno fa ho dinihina ny fodiany ato anatin'ny roa volana, tsy te hahalala zavatra hafa koa iny rangahy iny fa izy milatsaka ihany no fantany, betsaka koa ny milaza fa matahotra azy hono ny filoha hajaina Andry Rajoelina; Izao ny antony tsy amelana ity rangahy ity tsy hilatsaka:
Voalohany dia helohin'ny fitsarana aloha izy noho ireny vonomoka nataony tamin'ny mpiarabelona aminy ireny ary izy rahateo koa moa nanamafy fa avy aminy ireny raha ny fanambarana nataony ny harivan'ny 7 febroary.
Faharoa : Fantatra fa tsy ho lany mihitsy ingahy iny raha milatsaka satria: tsy manana olona na iray aza izy any amin'ny faritra satria ireo olon-dRavalo dia saika avy eto Antananarivo daholo ary tsy hahazo ny fon'Antananarivo akory aza ry Rakotoarivelo sy ry Me Hanitra mbkan-dry Ravatomanga. Tena fahadisoan-dRavalo hatramin'izay io tsy fananany olona any amin'ny Faritra io ary na tamin'ny fifidianana hatramin'izay dia tsy lany foana izy na 2001 tsy lany izy fa natahotra ny hanao 2em tour dia nidrikina; 2006 tsy lany izy fa zara raha nahazo 30% fa nangalatra !
Fahatelo : Ho lasa toy ny tany Cote d'Ivoire ny raharaha raha tsy lany eo io rangahy io satria ny SADC sy ny Amerikana ao andamosiny ka na tsy lany aza izy higrikina indray toy ny tamy 2001 ka loza ho an'ny firenena raha izany.
Raha matoky vahoaka moa izy inona no nisakana azy tsy nanao election tamin'ireny raharaha nafampana ny fiandohan'ny 2009 ireny ! Fa izao misisika mihitsy hamboly korontana eto!
Tsy hisy hanaiky an'izany ravalomanana izany itsony eto ary tsy ekena ny fisian'ny tsimatimanota eto
répondu par hadji le 11/09/2012 15:29
2. hery ( 31/08/2012 12:36)
- Helohin'ny fitsaràna = migadra sns fa tsy hoe tsy mahazo mody. Avelao hody izy dia gadrao raha tena mahavita :-)

- Tsy tadidin'i ronaldo09 tsara ny tantara tamin'ny 2009 satria ronaldo tamin'ireny mbola niondana ravalomanana be lolll fa ngamba tsy nahazo rariny dia nivadika tampoka.

- Ho anah tsy olana na hogadraina ravalo raha ohatra ka mety tsara ny fitsaràna mitsara azy ka meloka izy.
- Tsy olana raha tsaraina koa Andry Rajoel raha mety ny fitsaràna mitsara azy ka hita fa meloka izy.

Fa ny tahotra no betsaka. Tsy matoky tena akory.

3. andrywui ( 01/09/2012 08:53)
Hery à , tsy de oe ny fitsarana anie no manenjika b azy e ,,Eny e misy iany reo vola des milliards lasany resaka matériel iny fa ity resaka corporel be teo Ambohitsorohitra no tena ts ahafahany ,,tsy de ny fanjakana oa fa ny FITORIAN'NY HAVAN'IREO OLONA IREO IZAY MISY AMPOLONY MARO mba tsy atao oe anjatony no mapavesatra anle dossier eo atsoroky dada e ,
4. andrywui ( 01/09/2012 08:56)
Ary na hiskiva makatsy makaroa de mazava b tsisy iadikevitra fa i dada no nitifitra na napitifitra plutôt anireo Malagasy teo Ambohitsrhtr
5. kotozafy2012 ( 01/09/2012 10:20)
Tsy tokony hitompo teny fantatra isika manoloana ny zava-misy eto @ firenena. Noho izany, tsy tokony hiandàny be fahatàny @ ireo antoko politika ireo. Mécanisme lalina be ny zava-miseho eto @ firenena. Ny azo antoka aloha dia tsy misy tia tanindrazana na i Ravalo na i Andry. Hita @ ataony izany araka ilay teny ao @ Baiboly hoe ny hazo ratsy mamoa voa ratsy ary ny hazo tsara mamoa voa tsara. Raha izaho manokana dia very fanahy mbola velona ihany manoloana ny fahantran'ny Gasy. Ny fara-fanantenàko @ fandrosoan'i Madagasikara dia izao: " Fandrosoana miainga avy any ambany". Fanazavàna: Mikely aina isika tsirairay avy hampandroso ny tenan-tsika ara-bola, ara-toetsaina ary indrindra ara-panahy. Rehefa mandroso isika ka saropiaro @ asantsika dia mandroso ho azy i Madagasikara.
6. vale ( 03/09/2012 16:59)
kosokosoka disque dia voky dholo ny Malagasy , izany no maha filoha hajaina azy, LOL!!!
7. milamm ( 04/09/2012 14:42)
ny antony? miliba ny tokamaso ao antaniny jamba
porofo: Atoa Ravalomanana any andakira any no mampanofy ratsy ty lehiben-dahalo lavanify sy ny fat eo @ fitondrana eo remenabila, foroche adva sahaza azy tsy sakiny akory
8. hadji ( 05/09/2012 13:21)
aleo ange hilatsaka avokoa fa aza asiana sakasakana dia ny fifidianana filoham-pirenena atao voalohany ary asaivo mody izy dia sambory fa izay hono no ilaina alefa lehiretsy a
9. andrywui ( 05/09/2012 19:28)
Mialoan'ny fifidianana ry Hadji de fitsarana alo a aza maika hifidy kalou fa mbola maloto akanjo , mividy savony de mitady rano na lavatronic
10. dadabe ( 09/09/2012 18:44)
vale - 03/09/2012 18:59
kosokosoka disque dia voky dholo ny Malagasy , izany no maha filoha hajaina azy, LOL!!!

hahahahaha mahita lazaina indry ty aaa
11. hadji ( 11/09/2012 15:29)
ka avelao hody ary izy dia tsarao sa notam iny indray no hoforoninareo ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3288