fjkm beurrk
1. BAZYLOU
(
24/08/2012 08:01)
hita mihitsy ry zalah amboadia mitafy zanak ondry le8 a. ny fjkm sy ny psd izao dia efa azy manokana indray. i tgv aloha tsy mpandevy y atsalaka ohatr irenye beeeuuurrrk
répondu par dadabe le 12/09/2012 02:05
3. hery
(
24/08/2012 08:04)
Efa azoazoko sahady ny ho tenin'i Bazylou rehefa lany filoha indray Ravalo...
Hoe novidian'ny devoly ny vahoaka malagasy
lol
Hoe novidian'ny devoly ny vahoaka malagasy
lol
5. andrywui
(
25/08/2012 20:32)
BAZYLOU
oay lelikeee ary toa lasa majuscule be le PS nlah rabazy ? ... sao de nogadrain'i hery kosa aza ny Ps nlery talou iny no nahatonga azy ts teto fona reny ?
elaela less rabazy a , asandevoly less io bazylou a
6. Mamytiana
(
26/08/2012 06:53)
Ataon' ny olon' izao tontolo izao fitaovana izao ny Fiangonan' Andriamanitra hanatanterahiny ny sitrapony fa tsy ny an' Jesoa Kristy Izay Tompon' ny Fiangonana intsony!
ankasitrahan' ny kristianina rehetra ho atao fitaovana politika ary ve ny FJKM?
ankasitrahan' ny kristianina rehetra ho atao fitaovana politika ary ve ny FJKM?
7. locl
(
26/08/2012 17:14)
Eny ôoooooooooooooo, fa rehefa ny anareo no lany dia anjely latsaka antany a! Sao dia hianao io azany no Devoly ???
8. andrywui
(
26/08/2012 20:12)
Iza no devoly ry lelocl à
Nga mbola nisy mpitondra nilalao osilahy mainty na nilalao sy niompy saka mainty fito na saritanin'i Madagascar itsahina teto ry ve... à olona iray iany no nanao anzany
Nga mbola nisy mpitondra nilalao osilahy mainty na nilalao sy niompy saka mainty fito na saritanin'i Madagascar itsahina teto ry ve... à olona iray iany no nanao anzany
10. ronaldo09
(
31/08/2012 11:51)
Ka io efa fantatra hatramizay io fahalaniany tao amin'ny FJKM io e! Voavidiny io fiangonana io eny fa na ny Radio Fahazavana izay tokony hitory teny anie lasa nanindrahindra azy ity e! Dia mampalahelo fa olona niompy osy maintsy sy nahatratrarana ody telo sobika tao Ambohitsorohitra indray no fidina! Eny e! tsy ny mpino rehetra anie no nifidy azy fa ireo voaloa vola!
Hery a: Efa hatramizay ianao no fantatray fa zandrin'i Lalao fa aza manonofy fa tsy ho lany filoha mandrakizay dadatoanareo ravalo!
Hery a: Efa hatramizay ianao no fantatray fa zandrin'i Lalao fa aza manonofy fa tsy ho lany filoha mandrakizay dadatoanareo ravalo!
11. hery
(
31/08/2012 12:41)
Efa hitako eto sahady ny hifori-drambo raha sendra tafaverina eo Ravalo...
ankoatry ny Capsat sy ny FIS (satria ireny tsy afaka hitsoaka any France) dia hiforitra koa ronaldo09 sy ny namany.
Izany ange no tsy hiondanana olona e.
ankoatry ny Capsat sy ny FIS (satria ireny tsy afaka hitsoaka any France) dia hiforitra koa ronaldo09 sy ny namany.
Izany ange no tsy hiondanana olona e.
12. dadabe
(
31/08/2012 17:11)
kayy leuleu
hisy kombaka indray fa aleo maka pilasy d mamitsaka d milalao bouaah 2 rose , d miletra gilasy
tsy adino ny manisy pilansy ao amin ny derika sao misy pelaka annn
hisy kombaka indray fa aleo maka pilasy d mamitsaka d milalao bouaah 2 rose , d miletra gilasy
tsy adino ny manisy pilansy ao amin ny derika sao misy pelaka annn
16. dadabe
(
12/09/2012 02:05)
marina izany ..aleo paraky plus tongobolo fa tsy resaka politika tsy hinanana saura kleuleu