mitady fampianarana AIKIDO

1. pulm ( 20/07/2012 10:33)
Aiza hoaiza ety Androndra kay no misy fampianarana AIKIDO e? vao nifindra trano aty mantsy izahay dia te hampianatra ny zanako aho nefa mbola tsy mahita fa vahiny
novalian'i ded.kitty ny 20/07/2012 16:07
2. ded.kitty ( 20/07/2012 16:07)
Tsy misy intsony angaha ao Ankatso?

pulm:

Aiza hoaiza ety Androndra kay no misy fampianarana AIKIDO e? vao nifindra trano aty mantsy izahay dia te hampianatra ny zanako aho nefa mbola tsy mahita fa vahiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1874