Tsy mahantra zany ny vahoaka entin'ny Filoha hajaina Andry Rajoelina
1. ronaldo09
(
02/07/2012 11:51)
Hono ho'a: ho anareo mpilelaka ny fitombenan-dravalo ireo; tamin'izy nitondra ve nanana Limousine sy Hummer daholo ny vahoaka? Ka nony tonga ny filoha hajaina Andry Rajoelina nalainy ireo Hummer ireo? Nahantra sy hoatry zao foana ary nihoatra an'izao ny fiainan'ny Malagasy tamin'ny andron-dRavalo ary izay no antony nanonganana azy;
Mikasika ny dahalo any atsimo fa ny sofy sy ny masonareo ve tsy mahita sy tsy mandré fa efa any ny EMMO NAT, ary dahalon'iza moa ireo tsy an-dRavalo??? Ny Bolabola i Ravalo anie no tena nanao an'io fa tsy ny filoha Andry e!
Voafidy hono i Ravalo iza no nifidy azy? 2002: Tsy lany izy fa tsy nanaiky ny 2 em Tour, 2006 32% No mba azony fa nangalatra koa inona no lanim-bahoaka eo??Mba misaina ry vendrana aaaaa

répondu par cyril le 06/07/2012 22:37
2. newyork2007
(
02/07/2012 11:54)
Betsaka aloha ny olona nahita asa tamin'ny HAT: Betsaka ny recrutements tamireo ministera , ENAM, ENMG, Douanes... Fa ny mpankahala ny HAT tsy maintsy mahita tenenina foana....
3. andrywui
(
03/07/2012 16:24)
hihihuhuhuhihihihi !!! ozy i ronaldo oe reo mpilelaka ny fitombenandravalo ireo !! hohohoh...
voa lisany zay ry mpiondana adala !! - mahagaga oa fa de manakiana foana ry zalah very seza ireo anie ee !! teo anefa ry lerony fito(7) taona ngarangidiny nalentiky dada anaty onaona ny pokna de nilevina soamatsara daholo hatramzao tsy tafarina satria na ireo mpanao yaourt a boire kely tetsy ambanidia sy ny tany antsirabe rehetra de neveriny fa manohitohina ny tiko any sy ny magro any de nandefasana bodika daolo de tsiafahy !!
- ka asa oa na mba takatry ry zalah mpilelaka7benana(hihhiihih) reo le resaka na aona fa de miziriziry lava manohana b fahatany olona efa namboly coco any iny ry zalah ato reto :!!!
iza mou no tsy tonga saina maita anireo zavabita bediab fotodrafitrasa etsy sy eroa ,karamampanjakana isambolana VITA DAHOLO !!!! ---NEFA -- efa mihidy daholo ny robinet rehetra mpanohana !! hehe zavamahagaga o !!! de taiza ary no nahitana vola ?? de mbola averiko foana fa atso mafy tany aloha tany ny hoe trandraho ry Mpitondra ireo harena beatsika ireo de tsy mandady lava amimbaza io isika aaa !! ampy ivelomantsika ny harena beatsika !! de refa notrandrahana amzay ary le harena be nanodinana ny firenena satria tsy mety manome vola tsony ny olona de minainaina be ndray ry mpiondana be dongy oe bois des rose eee safira eee volamena eee maninnn aondrana ee maninn amidy any ivelany ee sns .... nefa de hita fa ahatsara ny firenea izao le fihetsika !!
de mbola averiko aminireto mpanohitra fanjakana ireto iany oe : mba ampiasao oa io loha io fa de lasa fitoeran'ny satroka fotsiny no mba ilana azy

4. ronaldo09
(
04/07/2012 08:06)
Tsy ny olona rehetra anie ry Andrywui no tonga saina sy mahataka-javatra toa antsika e! 4L isan'olona no naindraindran-dRavalo fa aiza zay 4L eo le? Nijaly ny vahoaka matoa izy niongana teo tao anatin'ny fotoana fohy monja!!!