vehivavy manao sipa

1. NIQUA ( 06/06/2012 06:28)
manawona daolo nareo, hony oa ry retoa mba ahoana ny hevitrareo am tony vehivavy manao sipa itony e? toa lasa tendance mitsy le izy amizao? fa dia inona loatra re ny antony e?
répondu par ral_ le 08/02/2013 13:03
2. Charoumeni ( 06/06/2012 07:05)
1.Ka ny vhv tsy manao sipa nge ra tsy misy ko ny lhl manao sipa e? Aoka hazava!!!
3. lalahanj ( 06/06/2012 07:14)
Angaha moa ny vehivavy tsy natao hanao sipa? D hisy v ny mpivady raha tsy misipa aloha? Sa tonga d mivady fotsiny @ zao?

Charoumeni:

1.Ka ny vhv tsy manao sipa nge ra tsy misy ko ny lhl manao sipa e? Aoka hazava!!!

4. ecureuil ( 06/06/2012 07:28)

Charoumeni:

1.Ka ny vhv tsy manao sipa nge ra tsy misy ko ny lhl manao sipa e? Aoka hazava!!!


Ilay lohahevitra dia somary midadasika ihany raha ny momba ny vehivavy manao sipa no resahana. Raha milaza ny vehivavy manambady indray ny lohahevitra dia fiainana efa nisy hatramin'izay izy io fa nahay nanafina sy niafina ny olona taloha (izany hoe ilay pisipa ihany no mahafantatra)fa @ izao fotoana izao dia mibaribary (fantatry ny mpinamana). Mahafinaritra kokoa ilay mangalatra. Ny ankamaroany dia nohnon'ny tsy fahampiana ara-pitiavana matoa miseho io tranga io.
5. didi10 ( 06/06/2012 07:46)
Statistiquement dia betsaka lavitra ny isan'ny vehivavy manambady manao sipa raha oharina amin'ny lehilahy.
Avy amin'ny ditran'ny lehilahy ihany anefa no mahatonga izany satria raha misy lehilahy iray efa manambady, manana sipa efa manambady 2 samihafa dia efa 2 contre 1 izay.
Raha ny fandinihiko manokana dia 40% n'ny vehivavy manambady no efa niaraka tamin'olon-kafa tsy vadiny au moin une fois.
6. Ninih80 ( 07/06/2012 10:00)

[quote=NIQUA]
manawona daolo nareo, hony oa ry retoa mba ahoana ny hevitrareo am tony vehivavy manao sipa itony e? toa lasa tendance mitsy le izy amizao? fa dia inona loatra re ny antony e?
[/quote=)
betsaka ny antony mahatonga ny vhv anao sipa ivelan'ny tokan-trano,fa amin'ny ankapobeny dia nohon'ny ataon'ny lhl ihany no mahatonga izany , ohatra: ny fanaovana tsinontsinona ny vhv ,indrindra rhf tsy miasa le vhv, ny hasarotam-piaro diso tafahoatra , tsy fahaizana mankasitraka fa manakiana foana,miseho azy tsy mba mety ho diso mihintsy fa manana ny marina foana ka manao tsindry hazo lena, tsy mampidi-bola ara-dalana nefa rhf lany @ ilaina azy ny vola dia lazaina fa le vhv foana no tsy mahay mitantana , tsy fahatokisan-tena ,indrindra raha miasa le vhv dia lasa manao fihetsika tsy voatandrina, mamono , mamo lava, tsy mihaino ny hafa fa manao didiko fehy lehibe , .......

7. mirananirina ( 08/06/2012 09:45)
Mahagaga ve ny vhv manao sipa hozy enao??Angaha izy ireo marina manao sipa raha tsy misy ny lhl manao sipa , araka ny tenin'ny etsy ambony!
8. sonwin ( 09/06/2012 12:19)
tia manao izy izany
9. Ninih80 ( 12/06/2012 09:22)

sonwin:

tia manao izy izany
lol!! tsy vôtery kosa e !
10. hanjaris ( 12/06/2012 14:01)
mitovy ihany ny vehivavy na lehilahy manambady nefa manao sipa!!! samy tsy ampy fitiavana, tia tena ary meloka eo anatrehan ny lalana sy ny fianagonana ary ny mpiara belona!!! lol be moral be zaho zany niahahaha!!!
11. NIQUA ( 13/06/2012 05:30)

sonwin:

tia manao izy izany

f ' angaha moa izy ao an trano tsefa manao foana ?
12. ra-mi ( 03/09/2012 14:21)
ireo lehilahy ve mihevitra fa izy irery ihany no mila zavatra tsara ; aza dia diso hevitra ianareo lehilahy fa matoa ny vehivavy manao sipa na te hanao sipa dia mila ilay zavatra tadiavinareo any an-kafa koa zahay vehivavy , tsy voatery oe rapport zany ry havako
13. hadji ( 11/09/2012 15:40)
aleo hanao izy fa mninona e
14. ral_ ( 08/02/2013 13:03)
Lol milay be daholo,

fantatrareo ve amin'ny tantara valamaty ataon'i Patrick timsit ity?
"Raha ny Statistika no jerena dia misy vehevavy 5 ho an'ny lehilahy iray, Iza ary no naka ny anjarako?"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1573