Misy ny olona leretsy de maivandoha kah !! marina e !

1. andrywui ( 14/05/2012 12:52)
-... oe mba te hanao otranle tamin'ny 13 mei 1972 hono zany ny sasany no mba nofinofiny!! ririnina tokoa kay mou zao madagascar

----) ka iny 1972 iny tantara hafa tanteraka mihitsy (mbola tsy teraka ah tamzany) fa itako amin'ny tantara fa resaka fitakiana sy zavatra hafa mitsy iny ry zareo mpisotro ronono antavy a
répondu par dadabe le 24/05/2012 08:39
2. andrywui ( 14/05/2012 13:02)
... de zany anie de eo amin'ny handrina fotsiny ny sainy e !! en plus de fitoerana satroka fotsiny ny loha fa tsy mba miasa akory !!
3. fanevapatty ( 14/05/2012 13:20)

andrywui:

... de zany anie de eo amin'ny handrina fotsiny ny sainy e !! en plus de fitoerana satroka fotsiny ny loha fa tsy mba miasa akory !!

aiza o! aleo ry zareo higrevy ao fa ts maninona e!
4. dadabe ( 19/05/2012 06:10)
inona lety izany ronono antavy ? angaha tsy ronono ankaopy ? tavy le eny am hopitaly ve letie ?
5. andrywui ( 19/05/2012 11:22)
sssssh elah kou bainn otran'ny mapme kle ,, po fikapana less zany tavy zany a sao kou elah de faninn ka heverinlah fa henakisoa matavy zany tavy zan fa tonga de kapa be no atao amzany huhuhuhuhuhhh !! nefa raha te hisotro zavatra aminy elah de tsy olana ,, ronono ohatra
6. dadabe ( 24/05/2012 08:39)
tsleuleu ....sao d elah kousa nou efa nisotrou leuleu .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0232